Mi-Foot

Tsy zovina amin’ny mponin’i AMBANJA AVARATRA ny Ekipan’ny EASTA PRO AMBANJA raha eo amin’ny fisômana laboly no horesahina.Anisan’ny Ekipa mafy sy atahorana hahazo ny amboara amin’izao “Coupe 26” izao , noho ny mpilalao ao aminy sady matanjaka no ampy teknika.Avy amin’ny lafivalon’ny Nosy koa moa izy ireo ka samy miaro ny voninahitry ny Faritra niaviany.
Nanao ady sahala 1 – 1 tamin’ny Ekipan’Anja vimilay moa izahay ny 27 may lasa teo.
Ny akamaroan’ny mpianatra lehilahy ato amin’ny EASTA PRO AMBANJA dia misôma laboly avokoa. Mahafinaritra satria:”MISOMA LABOLY JIABY IZAHAY ”

Source: R. Victorieu Délegué de la 5 ème Promotion