Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
ATRIKASA FANATSARANA NY ROJOM-PIHARIANA VARY HO AN’NY LEMAK’I BETSIMITATATRA SY PC23
Ho fampiroboroboana ny seham-pihariana vary
hanatratrarana ny fahavitan-tena
ara-tsakafo dia nisy ny atrikasa « Fanatsarana ny rojom-pihariana vary ho
an’ny lemak’i Betsimitatatra sy PC23 » nokarakarain’ny Minsteran’ny Fambolena!-->…
PLAE IV : Fanolorana titra sy hana-pamokarana ho an’ny mpisitraka ny fandaharanasa tao Anahidrano…
Ao anatin’ny famaranana ny
fandaharanasa PLAE IV, izay eo
ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana
ary vatsian’ny Koperasiona Alemana KFW vola, dia Titra
miisa 302 amin'ny 593 no nozaraina ho an’ireo mpisitraka ny!-->!-->!-->…
Behenjy, 09 jolay 2022 : fankalazana ny andro ho an’ny aty matavy, andiany voalohany
Tontosa ny Asabotsy 09 Jolay 2022 tao Behenjy
ny fankalazana ny "andro lehibe ho an'ny aty matavy" izay teo ambany
fiahian' Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy Fiompiana, Andriamatoa Minisitra
lefitra misahana ny Fiompiana,!-->!-->!-->…
Lemak’i Dabara: hanomboka ny asa fanavaozana sy fanarenana
Taorian’ny fijerena ny fizotry ny asa tao amin’ny
lemak’i Beboka, tao Antsalova nataon’ny
Ministry ny fambolena sy ny fiompiana sy ireo mpiara-dia taminy, dia nidina tao Morondava, faritra Menabe indray!-->!-->!-->…
Lemak’I Beboka: mitohy ny asa fanamboarana ireo fotodrafitrasa ho enti-mamokatra
Fanambin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny
fanamboarana sy fanavaozana ireo foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny
famokarana ary ny fanitarana ny tany ho volena, hahafahana mahatratra ny
fahavitan-tena ara-tsakafo. Taorian’ny!-->!-->!-->…
Projet PAPRIZ: les résultats de la campagne rizicole 2021 – 2022 sont encourageants malgré les…
Depuis 2021, le Projet d’Appui pour l’Amélioration de la Productivité et de l’Industrialisation du Secteur Riz (PAPRIZ 3) est mis en œuvre dans 23 régions, un projet sous tutelle du MINAE et soutenu par le gouvernement japonais qui se!-->!-->!-->…