Miroso amin’ny famolavolana ny PSSAR i Madagasikara

Manan-danja lehibe amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra ny fananana antontan’isa marina sy azo antoka eo amin’ny sehatry ny famokarana. Mbola lesoka ho an’i Madagasikara hatreto ny tsy fananana antontan’isa marina sy azo antoka amin’izany