Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Tetiandrom-pambolena 2021-2022: vaovao tsara ho anareo mpamboly!
Fantatsika ve fa
miantraika amin’ny fambolena tokoa ny fiovaovan’ny toetrandro? tsapantsika
angamba izany amin’ny alalan’ny fahasimban’ny voly noho ny tondradrano, ny tsy
fahatomombanan’ny voa vokatry ny haintany sy ny hafa maro. Araka!-->!-->!-->…
Legioma nentim-paharazana, manampy amin’ny fanjarian-tsakafo eto madagasikara
Anisan’ny firenena aty Afrika manana karazana legioma
nentim-paharazana maro, toy ny anamamy,angivy, voatavo, anapatsa sy ny maro
hafa i Madagasikara. Mbola tsy tafapetraka nefa ny fanomezan-danja ireny
karazana legioma ireny ka ahiana!-->!-->!-->…
Aretin’omby ao vakinankaratra: mandray ny andraikiny ny minae
Manoloana ny trangan’aretina mahazo ny omby izay mampatahotra ny mpiompy ao amin’ny faritra Vakinankaratra dia nandray ny andraikiny mifandraika amin’izany ny MINAE tamin’ny alalan’ny DGE.Efa nisy ny fangalàna singa an’ireo omby nahitana!-->…
Fampitomboana ny voka-bary ao Vohipeno: napetraka ny vatofototry ny paompin-drano ao Vatomasina sy…
49 taona nijaliana rano ireo tantsaha ao Vohipeno, faritra Fitovinany noho ny tsy fisian’ny fotodrafitrasa fifehezana ny rano. Hivaha ny olana afaka enimbolana noho ny tohana entin’ny MINAE amin’ny alalan’ny fandaharanasa DEFIS, izay!-->!-->!-->…
Vahoaka malagasy ampy sakafo sy salama, afaka mivelona sy mamokatra ho an’ny firenena, ary miady…
Nosokafana tamin’ ny fomba ofisialy
ny 15 oktobra 2021 ny FEPA na ny Tsenaben'ny fiompiana, ny jono ary ny
fambolena. Anatin’izany hetsika izany koa no hankalazana ny Andro maneran-tany
ho an’ny vehivavy tantsaha (15 oktobra 2021), ny!-->…
Nanome toky ny Sekretera Jeneraly vaovaon’ny MINAE fa hanao izay tratra ho fanatratrarana ny tanjona…
Anosy 15 oktobra 2021.
Tontosa ny famindram-pahefana teo amin’Andriamatoa Sekretera Jeneralin’ny MINAE
teo aloha, TILAHY ANDRIANARANINTSOA Désiré Gabriel sy
Ramatoa RAHARINOMENA Fanja, Sekretera Jeneraly vaovao, lanona izay!-->!-->!-->…