Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Tetikasa PEJAA: tratra ny tanjona amin’ny ankapobeny
Manodidina ny 250 isan-taona isaky ny kominina ny
tanora eny amin’ny tontolo ambanivohitra miditra eo amin’ny sehatry ny asa eto
Madagasikara, anefa tsy mahita asa. Tsy mitsahatra mitady vahaolana hanomezana asa
ny tanora ny MINAE,!-->!-->!-->…
Tetikasa PROFI lait : hampiakatra ny tahan’ny fanjifana ronono na ny vokatra azo avy amin’ny ronono…
Manodidina ny
13 000t isan-taona ny vovo-dronono afaran’ny Madagasikara hamaliana ny
filàn’ny mpanjifa. Mbola ambany ihany koa ny fanjifàn’ny malagasy ronono; 12kg
isan’olona isan-taona ho an’ny eto andrenivohitra raha 5 kg!-->!-->!-->…
Farmer business school: manampy betsaka ny tantsaha
Miisa 17 mianadahy ireo
mpampiofana “Farmer Business School na FBS”, andiany voalohany notolorana ny
mari-pankasitrahana ny 10 desambra 2021 tao amin’ny #ESSA Ankatso. Manodidina
7000 ny tantsaha mpamokatra ao amin’ny faritra Atsimo!-->!-->!-->…
MINAE-FIHARIANA : Fitokanana ny tetikasa Titre Vert ao Vakinankaratra
Maro ireo
tanora no tsy an’asa kanefa te hisehatra ao anatin’ny fandraharahana eny
amin’ny tontolo ambanivohitra ao amin’ ny faritra Vakinankaratra. Anisan’ ny
vahaolana entin’ ny fitondram-panjakana Malagasy ny fametrahana ny tetikasa!-->…
Nisokatra ny taom-mpambolena-bary 2021-2022
Notanterahina ny 30 novambra 2021 tao amin’ny lemaka
voatondraka Volodina, fokontany Antsahatanteraka, kaominina Ankadinondry Sakay,
faritra Bongolava, ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolem-bary
2021-2022. Lanonana!-->…
PC 23: Afaka miatrika tsara ny taom-pamokarana 2020-2021 ireo tantsaha
Afaka miatrika am-pitoniana ny taom-pamokarana 2020-2021 ireo tantsaha mamboly ao amin’ny lemaka PC23 kaominina Ambodirano, Distrika Amparafaravola, faritra Alaotra Mangoro, raha nisedra olana noho ny fahasimban’ny foto-drafitrasa!-->!-->!-->…