Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
FARITRA ANOSY : FAMETRAHANA NY VATO FEHIZORON’NY FANARENANA NY LALANA RIP 118a MAMPITOHY KAOMININA…
Ny 7 mars 2022 lasa teo no nanamarihin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Harifidy RAMILISON, ny fanaingana ny asa fanamboarana ny ampahany faha-2 amin’ny làlana 118a, izay miainga eo amin’ny kaominina Isaka Ivondro (PK 26+600)…
TOSIKA FANARENANA SY FIAROVANA NY FAMBOLEN’IREO TANTSAHA AO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY
TOSIKA FANARENANA SY FIAROVANA NY FAMBOLEN’IREO TANTSAHA AO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY
FIVORIANA FAMARANANA NY FANDAHARANASA FANOITRA
Fandaharanasa voalohany nipariaka sy niasa tamin’ny faritra maro eto Madagasikara ny FANOITRA na PROSPERER eo ambany fiahin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary vatsian’ny FIDA vola. Mifarana izy ankehitriny ary nanatanteraka!-->!-->!-->…
Zanak’akoho miisa 6000 ho an’ireo tantsaha ao amin’ny distrikan’i…
Zanaka
akoho lahy “coquelets” miisa 6000 no natolotry ny Fitondram-panjakana tamin'ny
alalan'ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana, ho an’ ireo tantsaha niharam-boina
ao amin’ ny Distrikan’i Vatomandry anio zoma 28 Febroary 2022 teny!-->…
Trangan’aretin’omby any amin’ny faritra: mandray ny andraikiny ny MINAE
Manoloana ny aretin’ny omby izay mampiahiahy ny
mpiompy ary miparitaka amin’ny faritra maro amin’izao fotoana izao dia nisy ny
fanazavana nentin’ny DSV izay eo aniovon’ny Ministeran’ny Fambolena sy
fiompiana, ny 22 febroary 2022.
!-->!-->!-->!-->…
Fandaharanasa PROSPERER: fahombiazana ny fisiany tao Boeny sy Sofia
Nifarana ny volana desambra
2021 ny fandaharanasa PROSPERER, izay teo ambany fiahian’ny Ministeran’ny
Fambolena sy ny fiompiana ary novatsian’ny FIDA vola. Notontosaina ny zoma 18 febroary
2022 tao Mahajanga araka izany ny atrikasa!-->!-->!-->…