Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
HANAMPY ISA IREO TOERAM-PAMOKARANA ARA-BIOLOJIKA I BONGATSARA
Ezaka imasoan’ny Fitondram-panjakana ny
fampiroboroboana ny famokarana ara-biolojika lovainjafy. Hisehatra betsaka
amin’ny famokarana legioma sy voninkazo ary hazo fihinam-boa I Madagasikara.
Ary I Bongatsara dia toerana natao ho fitaratra!-->…
APPUI A L’INNOVATION ET A LA DIGITALISATION DES SYSTEMES AGROALIMENTAIRES A MADAGASCAR
22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l'innovation et à la!-->!-->!-->…
PAPRIZ : FANOMEZAN-DANJA NY FEDERASIONINA SY NY KAOPERATIVA
Tanjon’ny
tetikasa PAPRIZ izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny fambolena sy ny
fiompiana hatrin’ny niatombohany dia ny fampitomboana ny voka-bary. Ka dingana
vaovao no hifantohan’ny tetikasa
ankehitriny dia ny fanamafisana ny!-->…
AZO RESENA TSARA NY KERE ANY AMIN’NY FARITRA ATSIMON’I MADAGASIKARA
ATSIMO, 12 sy 13 martsa 2022. Nitsidika nandritra ny roa andro ny faritra atsimon’i Madagasikara i Ramatoa Cindy McCain, Ambasadaoron’i Etazonia miasa ao amin’ny Sampandraharaha telo an’ny Firenena Mikambana ao Roma (FAO, PAM, FIDA),!-->…
FIARAHA-MIASAN’I MADAGASIKARA SY NY FIDA : MANANA VELON-TENA IREO MPAHAZO TOMBON-TSOA AO AMIN’NY…
Visite de Madame SARA Mbago Bhuno
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny…
Miara-miasa ny
Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial
(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina sy
hiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy ny!-->…