Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
FAMPITOMBOANA ISA NY TEKNISIANINA
Natombokin’ny
Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, RAMILISON Harifidy, tamin’ny fomba
ofisialy ny 05 Aprily tao amin’ny EFTA Ambatobe ny taom-piofanana an’ireo
mpiasam-panjakana voafantina miisa 50. Izy ireo izay naneho fahavononana!-->!-->!-->…
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ANY ATSIMO
Niara-dia tamin’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny
filohan’ny Fondation Mérieux mivady tany Taolagnaro, Faritra Anosy, ny
minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, nijery ny orinasa Nutrisud mpamokatra
fanampin-tsakafo. Nutrisud,!-->!-->!-->…
FAMOKARANA ANATY “SERRE”: FIVOARANA LEHIBE EO AMIN’NY TONTOLON’NY FAMBOLENA
Mampiavaka
ny faritra SAVA ny famokarana lavanila noho ny fananany toe-tany sy toetr’andro
mifanaraka tsara amin’ny seham-pihariana. Manoloana ny tsy fandriam-pahalemana izay
misy fiantaikany eo amin’ny kalitaon’ny vokatra anefa dia hita!-->…
FIZARANA KETSA HO AN’IREO MPAMBOLY VARY AO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA SY FITOVINANY
Ho fanohanana ireo tantsaha sy ho fanarenana ny fambolena vary taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai sy Emnati tao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana sy Fitovinany, dia nametraka paikady ny MINAE tamin’ny alalan’ny Sampan-draharaha!-->…
VALORISATION DES ACTEURS DE CHANGEMENT DU SUD ET SUD-EST DE MADAGASCAR
Impressionné
par l’attitude des gens dans le Sud et Sud-Est de Madagascar à persévérer
malgré les difficultés auxquelles ils sont confrontés, Pierrot Men met en lumière
la motivation des porteurs de changement avec lesquels travaille le!-->…
PROSPERER VATOVAVY SY FITOVINANY: MAHERIN’ NY 24000 NO NAHAZO TOMBONTSOA
Ny talata faha 22 martsa 2022 tao Manakara no notanterahina ny atrikasa fanakatonana tamin’ny fomba ofisialy ny fandaharanasa PROSPERER ho an’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany. Naseho nandritra ny fotoana, ireo zava-bita, ireo!-->!-->!-->…