Browsing Category

Actuminae

Fivoriana fanomanana ny COP 27

Anosy Antananarivo, 25 oktobra 2022. Tontosa ny fivoriam-be ho fanomanana ny COP 27 (Conference of Parties) momba ny fiovaovan’ny toetr’andro, karakarain’ny Firenena mikambana izay ho atao ny 06-18 novambra 2022 any Egipta (Charm

Miroso amin’ny famolavolana ny PSSAR i Madagasikara

Manan-danja lehibe amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra ny fananana antontan’isa marina sy azo antoka eo amin’ny sehatry ny famokarana. Mbola lesoka ho an’i Madagasikara hatreto ny tsy fananana antontan’isa marina sy azo antoka amin’izany