Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actuminae
Trangan’aretin’omby any amin’ny faritra: mandray ny andraikiny ny MINAE
Manoloana ny aretin’ny omby izay mampiahiahy ny
mpiompy ary miparitaka amin’ny faritra maro amin’izao fotoana izao dia nisy ny
fanazavana nentin’ny DSV izay eo aniovon’ny Ministeran’ny Fambolena sy
fiompiana, ny 22 febroary 2022.
!-->!-->!-->!-->…
Fandaharanasa PROSPERER: fahombiazana ny fisiany tao Boeny sy Sofia
Nifarana ny volana desambra
2021 ny fandaharanasa PROSPERER, izay teo ambany fiahian’ny Ministeran’ny
Fambolena sy ny fiompiana ary novatsian’ny FIDA vola. Notontosaina ny zoma 18 febroary
2022 tao Mahajanga araka izany ny atrikasa!-->!-->!-->…
45ème Conseil des Gouverneurs du FIDA : « Mobiliser l’innovation et la finance pour garantir une…
Le Chef de l'Etat malagasy à la 45ème session du Conseil des Gouverneurs du FIDA
Madagascar : le risque d’invasion acridienne est écarté
Le Gouvernement Malagasy, à travers le Centre national acridien (IFVM) du Ministère de l’Agriculture et de l’Élevage (MINAE), avec l’appui technique de l’Organisation des Nations Unies pour l’alimentation et l’agriculture (FAO) et le!-->…
AGROEKOLOJIA : VAHAOLANA ENTI-MIATRIKA NY OLANA ATERAKY NY FIOVAOVAN’NY TOETR’ANDRO EO…
Ny tetikasa #PAPAM miankina amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, ary vatsian'ny « Agence Française de Développement » (#AFD) vola, dia mampiroborobo ny Agroekolojia ho an’ny #fanjariantsakafo, ny fahavitan-tena ara-tsakafo ary!-->…
Appel à Manifestation d’Intérêt en vue de la cession des Vaches laitières importées en 2021
Document de consultation_AMI_VL_21_version FRDocument de consultation_AMI_VL_21_version MalagasyModèle de lettre de manifestation Version françaiseModely Taratasy maneho fahalianana