Browsing Category

Actuminae

FAMPITOMBOANA ISA NY TEKNISIANINA

Natombokin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, RAMILISON Harifidy, tamin’ny fomba ofisialy ny 05 Aprily tao amin’ny EFTA Ambatobe ny taom-piofanana an’ireo mpiasam-panjakana voafantina miisa 50. Izy ireo izay naneho fahavononana

ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO ANY ATSIMO

Niara-dia tamin’ny Filohan’ny Repoblika mivady sy ny filohan’ny Fondation Mérieux mivady tany Taolagnaro, Faritra Anosy, ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana, nijery ny orinasa Nutrisud mpamokatra fanampin-tsakafo. Nutrisud,