Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actuminae
ATRIKASA FAKAN-KEVITRA HO FANITSIANA NY PAIKADY NASIONALY HO FAMPIROBOROBOANA NY FAMOKARAM-BARY
Antananarivo, 12 May 2022. Notanterahina anio ny atrikasa fakan-kevitra itondrana fanitsiana sy fanatsarana ny Paikady Nasionaly ho fampiroboroboana ara-bary, izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, niaraka tamin’ireo!-->…
10 may 2022 Sahabe, Alaotra Mangoro. Fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny lamina fitarihan-drano…
Velaran-tanimbary manodidina
ny 10 000ha ao amin’ny lemak’i PC23, faritra Atsimo Andrefan’ny lac Alaotra
no ho voatondraka ara-dalana manomboka izao vokatry ny fahavitan’ny lamina fitarihan-drano lehibe ao
Sahabe.!-->!-->!-->…
Santa-bary sy fifampizarana ho fanapariahana ny vary safiotra eto Madagasikara
Anisan’ny paikady efa naroson’ny MINAE ho fanatrarana ny
velirano faha-9 ny Filoham-pirenena dia
ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny hambolena ny vary safiotra izay hoezahina haparitaka
eto Madagasikara. Niaka-bokatra ny vala-tahaka!-->!-->!-->…
Tetikasa FANDROSO : fanolorana fiara ho an’ny FDA
Nanomboka notanterahina ny taona 2020 ny tetikasa FANDROSO, tetikasa vatsian’ny Vondrona Eropeanina vola, ao anatin’ny singa faharoan’ny fandaharanasa RINDRA, izay haharitra 36 volana ary tanterahin’ny FDA.
Hatramin’ny!-->!-->!-->!-->!-->!-->!-->…
ATOMBOKA NY « FAMETRAHANA TAMBAJOTRAN-TSERASERA MOMBA NY FAMBOLENA SY NY FIAHIANA ARA-TSAKAFO ARY NY…
Efa
mpikambana ao amin’ny COI sy ny COMESA ary ny SADC i Madagasikara ka manana
fahafahana amin’ny hanamafisana ny fampidirana ny vokatry ny famokarana ho amin'ny tsena eo anivon’ny faritry ny ranomasimbe!-->!-->!-->…
Mamokatra ny tany rehefa voakarakara
Paikady apetraky ny MINAE ho fahatratrarana ny
fahavitan-tena ara-tsakafo ny fanitarana ny velaran-tany volena sy ny
famporisihana ny mpandraharaha hisehatra amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny
fiompiana. Ny fanitarana ny velaran-tany!-->!-->!-->…