Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Browsing Category
Actualités
TETIKASA HO FANOVANA HAINGANA NY TONTOLO AMBANIVOHITRA
Nihaona tamin’ny Minisitry ny Fambolena
sy ny Fiompiana, Andriamatoa
RAMILISON Harifidy sy ireo
tompon’andraikitry ny MINAE teao Anosy ny delegasiona avy amin’ny PAM
izay notarihin’ny “Deputy Executive
Director » Atoa
Manoj!-->!-->!-->…
HO AMPIDIRINA AO ANATIN’IREO SEHATRY NY FAMOKARANA ETO MADAGASIKARA NY LAFIN’NY HARENA VOAJANAHARY
Notanterahina ny 16
janoary 2023 tetsy Anosy ny fanaovan-tsonia ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny
Fambolena sy ny Fiompiana (MINAE), izay hiara- hisala amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana!-->…
MINAE sy ny Firenena Sinoa : niroso tamin’ny fifanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa tamin’ny…
Havaozina ny seha-pamokarana
hanaraka ny fandrosoana sy ny haitao ankehitriny. Paikady lehibe hanatrarana ny
fahavitan-tena ara-tsakafo haingana, indrindra, eo amin’ny fahavitan-tena
ara- bary mialohan’ny 2024, araka!-->…
La stratégie nationale de développement rizicole (SNDR) 3ème génération a été validée
La SNDR 3ème
génération a été validée le 22 décembre 2022 à Ivandry par les acteurs de la
filière riz à Madagascar à savoir le Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra, les
organisations paysannes, les collecteurs, les transformateurs,!-->!-->!-->…
PEJAA I andiany fahatelo : tanora mpandraharaha ara-pamokarana miisa 134, no navoaka tamin’ny fomba…
Miisa 134 ny tanora mpandraharaha eo
amin’ny sehatry ny famokarana nahavita fiofanana
Taorian’ny
fikotrehana izay natao an’ireo tanora voasafidy hisitraka ny tohana avy amin’ny
Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage amin’ny!-->!-->!-->!-->!-->…
RECRUDESCENCE ACRIDIENNE: UNE LUTTE NATIONALE MULTISECTORIELLE
La non maitrise de la lutte antiacridienne peut entrainer des
dégâts inestimables sur l’agriculture et surtout l’élevage bovin. La lutte
antiacridienne menée jusqu’à présent à Madagascar a toujours été couteuse, avec
l’utilisation des!-->…