Fizarana fitaovana ho an’ireo mpamokatra ronono
Mbola ambany ny tahan’ny fihinanana ronono eto Madagasikara
ary miha-mihena ny famokarana maneran-tany ny ronono amin’izao fotoana izao.
Antoka ho amin’ny fahasalamana anefa ny ronono, dingana hanatrarana ny
fahavitan-tena ara-tsakafo.
!-->!-->!-->…