Atrikasa « OneHealth » na Fahasalamana iombonana hoan’ ny olombelona, ny biby ary ny tontolo iainana.

Notanterahina nandritra ny hateloana 11, 12, 13 may 2022 lasa teo tao amin’ ny Louvre Antaninanrenina ny atrikasa « OneHealth » na Fahasalamana iombonana hoan’ ny olombelona, ny biby ary ny tontolo iainana. Izay nahafahana nametraka teto amin’ ny firenena: ny sehatra hiaraha-miasa ka nananganana ny vovonana One Health, ny paikadim-pirenena hiadina amin’ny haromontana ary ny fanaovana ny laharam-pahamehana ireo aretina azo avy amin’ ny biby.

Miara-misalahy tamin’ny fanatanterahana izany ny Ministeran’ ny Fambolena sy ny Fiompina amin’ ny alalan’ ny DSV, ny Ministeran’ ny Fahasalaman-bahoaka , ny Ministeran’ ny Tontolo Iainana sy ny Fapandrosoana lovain-jafy ary ny Tambazotra Sega One Health  izay tohanan’ ny UE, AFD, ary ny COI.

Hita tato anatin’ny taona vitsivitsy ny firongatry ny aretina maro ary nitombo avo efatra heny ny isan’izy ireo. Ny 70% amin’izany dia aretina azo avy amin’ny biby ka ny ankamaroany dia avy amin’ny biby dia ,izay mifindra amin’ ny fivezivezehan’ny biby sy ny olombelona ny famarotana ny biby sy ny vokatra azo avy aminy, ary koa ny fiovan’ ny toetry ny andro sy ny fitomboan’ny mponina.

Mifamatotra tanteraka ny fahasalaman’ny biby sy ny fahasalaman’ny olombelona ary ny areti-mifindra dia miantraikaamin’ny ny fahasalamana, manohintohina ny toekarena, ny fanjarian-tsakafo ary ny fampandrosoana amin’ny ankapobeny. Izany toe-javatra rehetra izany dia mitaky ny fomba fiasa One Health sy ny fametrahana ny vovonana “One Health” eto Madagasikara, izay hiantoka ny fandrindrana ny sehatra rehatra voakasika izany. Nofaranana nandritra ny atrikasa ny antontan-taratasy rehetra fananganana sy ny fametrahana ny vovonana “One Health” eto Madagasikara.

Drafitra nasionaly hiadivana amin’ny haromotana.

Ny haromotana no aretina nampiaran’ i Madagasikara ny paikady one health nanomboka tamin’ny taona 2016. Noho ny loza mety ateraky ity aretina ity dia ilaina ny mametraka paikady iraisana mba hanatrarana ny tanjona stratejika eran-tany; dia ny hanafoanana ny haromotana azo avy amin’ny alika amin’ny taona 2030. Ny paikady dia mifototra amin’ny fanamafisana ny fahasalaman’ny biby amin’ny alàlan’ny fanaovana vakisiny, ny fifehezana ny isan’ny alika, indrindra ny alika mirenireny, ary ny fanentanana sy ny fampandraisana andraikitra  ny tompon’ny alika.

Mise en place de la Plateforme nationale « One Health »

Le Ministère de l’Agriculture de l’Elevage avec le Ministère de la Santé Public, le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable, le Réseau Sega One Health et l’appui de la COI, de l’AFD et de l’Union Européenne ont organisé du 11 au 13 mai 2022 à l’hôtel Le Louvre Antaninarenina l’atelier « One health ».

Cet atelier avait comme objectif : la mise en place de la plateforme nationale « One Health », la validation du Plan National Stratégique de lutte contre la Rage à Madagascar, la priorisation des zoonoses à Madagascar ainsi que d’échanger sur les actions en cours pour favoriser leur avancées ainsi que les collaborations et coordinations possibles entre les différentes parties prenantes.

Durant les dernières années, on constate l’émergence de maladies infectieuses et que leurs nombres ont quadruplés. En effet, 70% des maladies sont d’origine animale et en majorité de la faune sauvage. La transmission de ces maladies est favorisée par le déplacement des humains et des animaux,  le commerce international des animaux et de leurs produits, l’augmentation de la densité de population  et les variations climatiques. Aujourd’hui,  conscient que la santé animale et la santé humaine sont entièrement liées,  et que les maladies infectieuses menacent non seulement la santé mais également l’économie la sécurité alimentaire et même le développement en général. Tout ce contexte nécessite l’approche « One Health » et la mise en place d’une plateforme nationale. La Plateforme nationale va  assurer  une meilleure coordination sectorielle et un service de proximité efficace. Tous les documents permettant d’instruire la mise en place de la plateforme ont été finalisés durant l’atelier.

Un plan de lutte nationale contre la rage

La rage est la principale zoonose à laquelle Madagascar a adopté l’approche « One Health » depuis 2016.Conscient de l’importance du danger de cette maladie, une politique de lutte intégrée est essentielle pour atteindre l’objectif stratégique mondiale qui est d’éliminer la rage humaine à transmission canine d’ici 2030. La stratégie rage, validée par les parties prenantes durant l’atelier va permettre à chaque acteur d’orienter leurs activités suivant un plan organisé et harmonisé avec les acteurs. La stratégie repose sur le renforcement de la santé des animaux à travers des campagnes de vaccination, la maîtrise de la population canine surtout des chiens errants ainsi que la responsabilisation des propriétaires canins. 

Retour

Comments are closed.