Atrikasa Fananatonana amin’ny fomba ofisialy ny fandaharanasa PROSPERER, Faritra Itasy sy Bongolava

Nofaranana  tamin’ ny fomba ofisialy ny alakamisy 17 martsa 2022 tao Ampefy,  ny fandaharanasa PROSPERER  ho an’ny faritra Itasy sy ny Faritra Bongolava. Fanadaharansa teo ambany fiahian’ny Ministeran’ny fambolena sy ny Fiompiana, izay novatsian’ny FIDA vola.

14 taona no niasan’ny fandaharanasa tao amin’ ny faritra Itasy ary 8 taona tao amin’ ny faritra Bongolava.  Tamin’ny ankapobeny dia tratra ny tanjona tao amin’ ireo faritra roa ireo satria nitombo ny vokatry ny mpamokatra ary nihatsara ny farim-piainan’izy ireo.

Tohana maro no nentin’ny PROSPERER toy ny fametrahana sy fanohanana mpandraharaha madinika sy vondrona tantsaha ary ny fampitaovana azy ireo, ny fanamorana ny fahitana ny lalam-barotra amin’ ny alalan’ny fampivadiana ireo vondron’ny mpamokatra  amin’ny  mpandraharaha ara-barotra, ny fametrahana fotodrafitrasa fototra ary ny fampiroboroboana ireo seha-pihariana tao amin’ ireo faritra roa ireo. Isan’izany seham-pihariana izany ny  katsaka, kafé, baie rose ,mananasy, papaye, landy,rary…

Ho an’ireo faritra 2 ireo dia miisa 9500 ny mpandraharaha madinika (MER)  tafapetraka sy nahazo tohana. Miisa 30 ny fampivadiana ny vondron’ny mpamokatra sy ny mpandraharaha ara-barotra tafapetraka ary manodina ny 3 800 000 USD na 15 lavitrisa Ar ny CA azo tamin’ izany. Miisa 41 ny fotodrafitrasa fototra namboarina sy narenina ho fanamorana ny famarotana vokatra toy ny trano fitehirizam-bokatra, ny toerana fanangonana sy fivarotana ambongadiny ny vokatra ka ary fotodrafitrasa fanodinana ny vokatra. Miisa  2200 kosa ny   tanora nahazo tohana ary tafapetra eo amin’ ny fandraharahana eny amin’ ny tontonlo ambanivohitra.

“Tohizo sy Ampiroboroboy ny lova nampitaina”

Tsy ho very ireo fahaiza-manao sy haitao ary lova izay napetraky ny fandaharanasa. Misy ny rafitra mpamdimby na mpandova  izay hanohy ny zava-bita rehetra. Hoan’ny faritra Itasy dia ny ONG Mamiratra no handova sy handimby ary ny CCI Bongolava sy ny Kaoperativa Tsabo Rose kosa hoan’ ny faritra Bongolava. Ny Ministeran ‘ ny fambolena sy ny fiompiana amin’ alalan’ ireo DRAE moa dia hanohana sy hanotrona hatrany ireo rafitra mpandimby ny fandaharanasa PROSPERER ireo.

Prosperer Bongolva et Itasy : objectifs atteints

Après avoir été mis en œuvre Durant 14 années dans la région Itasy et 8 années dans la région Bongolava le programme Prosperer sous tutelle du Ministère de l’Agriculture et de l Elevage financé par le FIDA arrive à son terme. Afin de marquer l’achèvement du programme dans les deux régions un atelier de clôture a été organisé le jeudi 17 mars 2022 à Ampefy. L’objectif est de partager les principaux résultats et réalisations du Programme durant les années de son existence,   de communiquer les acquis du Programme afin de permettre aux autres acteurs de les approprier, de les utiliser, de les adapter à leur contexte d’intervention et de présenter le dispositif de pérennisation post Programme.

Le Programme PROSPERER avait pour objectif  de promouvoir l’augmentation des revenus par la consolidation des Micro entreprises rurales au niveau local et régional. Il est structuré autour de 5 composantes: (i) identification et mobilisation des micro-entreprises rurales (MER), des PER et structuration des interprofessions; (ii) services d’appui aux Micro entreprises rurales et formation professionnelle; (iii) finances rurales et gestion des risques; (iv) infrastructures de marché et investissements structurants; et (v) suivi-évaluation, capitalisation et communication.

 Concernant les deux régions d’intervention le programme a appuyé et soutenue de nombreuses filières telles que la filière ananas fruit de la passion, la filière café, baie rose, maïs, la filière grain sec et la filière soie. Le programme a obtenue des résultats satisfaisants et a atteint ses objectifs. En effet le programme a appuyé  9500 MER avec 33% de femmes, a mis en place 30 couples OP/OM permettant de faciliter la commercialisation  des produits, générant un chiffre d’affaire de près de 3 800 000 USD. Le programme à également soutenue plus de 100 organisations de producteurs dont 60% des hommes et 40% de femmes. Environ 2200 jeunes sont insérés et installés dans les deux régions.41 infrastructures ont été construites et mis en place pour faciliter l’écoulement des produits dont les hangars de stockage, des pavillons de vente de produits locaux, des ateliers et unités de transformations de produits des points de collecte.

Concernant la pérennisation des actions du programme, des structures relais se chargeront de la continuité des actions et des activités du programme. L’ONG Mamiratra est la structure relais de la région Itasy et la Coopérative Tsab Rose la CCI Bongolava pour la région Bongolva. Le MINAE à travers les DRAE va continuer ses appuis et accompagnement auprès des structures relais et des bénéficiaires du programme. D’autres cérémonies de clôture régionales seront organisées dans les autres régions d’intervention du programme.

Retour

Comments are closed.