Hatrikasa fampivondronana an’ireo mpitsirika masomboly ho fanatsarana ny serasera eo amin’ ny SOC.

Afahana manatsarana ny fampitana vaovao eo amin’ ny sehatry ny masomboly eto Madagasikara sy ny fanavaozana ireo angom-baovao sy ny antotan-kevitra ary ny  antontan’isa   rehetra mahakasika izany ao amin’ny tranokalan’ny Sampan-draharaha ofisialin’ny Fanaraha-maso ny masomboly sy ny zava-maniry (SOC) an’ny MINAE, dia  Nisy ny atrikasa fampivondronana an’ireo mpitsirika masomboly eto amin’ ny  foibe sy ireo avy any amin’ny faritra izay natao ny 15, hatramin’ny 17 febroary 2022, teny amin’ny CNEAGR, izay notohanana ny tetikasa PAPRIZ.

Tanjona lehibe amin’ izany ny   Fanamafisana ny fahaiza-manao, sy ny fanatsarana ny fomba fiasa, ary ny hanatsarana ny fifandraisana eo am foibe  sy ireo mpitsirika masomboly any amin’ny  faritra ireo. Notolorana tablette araka izany ireo mpitsirika miisa 12 avy any amin’ ny faritra Itasy, Bongolava, Amoron’ i Mania, Analajirofo, Haute Matsiatra, Ihorombe, Betsiboka, Alaotra Mangoro, Atsimo Andrefana, Vatovavy, Fitovinany ary  Analamanga  ho fanafainganana ny fampitam-mabovao. Hisy iany koa ny atrikasa izay ho tanterahina hoan’ ireo mpitsirika avy any amin’ ny faritra afa

Ity atrikasa ity moa dia tafiditra ao anatin’ ny “Digitalisation” sy sehatrin’ny masomboly eto Madagasikara izay efa natomboka tamin’ ny fametrahana ny tranokalan’ny SOC sy ny fizarana ny Permis d’ Activités Semencières (PAS) ho an’ ireo “Etabliseements Semenciers”

Marihina moa fa ny SOC dia rafitra iray nao amin’ ny MINAE hiantsoroka sy hiadidy ny fampiarana ny lalana sy fitsipika  momba ny masomboly. Miainga amin’ny fitsirihana eny an-tsaha, ny fakana ny santionany atao  fitiliana any amin’ny laboratoara ka izy ireo no manome fankatoavana sy fanamarinana an’ilay masomboly.

Renforcement de capacité des inspecteurs/contrôleur semenciers sur le système de communication du SOC

Afin d’ améliorer la transmission des informations concernant le secteur semencier à Madagascar et en vue d’une mise à jour rapide des informations dans le site web du Service Officiel de Contrôle des Semences et Matériel Végétal (SOC) du MINAE, qui nécessitent des mises à jour réguliers, 54 inspecteurs/contrôleur semenciers issus du siège du SOC et de 12 régions à savoir Itasy, Bongolava, Amoron’ i Mania, Analajirofo, Haute Matsiatra, Ihorombe, Betsiboka, Alaotra Mangoro, Atsimo Andrefana, Vatovavy, Fitovinany et Analamanga ont participé du 15 au 17 février 2022 au CNEAGR Nanisana, à un atelier sur le renforcement du système de communication entre le SOC et les inspecteurs /contrôleurs semenciers régionaux.

En effet, cet atelier entre dans le cadre de la digitalisation du secteur semencier à Madagascar qui s’ est concrétisée par la création du site web du SOC et la production et distribution des premières cartes professionnelles des établissements semenciers dénommés Permis d’ Activités Semencières (PAS).

Cet atelier, ayant reçu l’appui financier du projet PAPRIZ, avait pour objectif de renforcer les capacités et rappeler aux inspecteurs/contrôleurs semenciers leurs rôles et leurs missions dans la mise à jour et la transmission des informations entre le SOC et les inspecteurs/contrôleurs semenciers sur les différentes étapes de la certification de semences sur terrain, concernant la disponibilité des semences auprès des Établissements semencier et pour que les inspecteurs/contrôleurs puissent les former et assister sur le remplissage des divers formulaires disponible sur le web.

A cet effet, les inspecteurs/contrôleurs semencier ont été dotés de tablettes pour la transmission des informations. Une autre session de formation sera organisée ultérieurement pour les autres inspecteurs/contrôleurs semenciers des autres régions.

Comments are closed.