Vahoaka malagasy ampy sakafo sy salama, afaka mivelona sy mamokatra ho an’ny firenena, ary miady…
Nosokafana tamin’ ny fomba ofisialy
ny 15 oktobra 2021 ny FEPA na ny Tsenaben'ny fiompiana, ny jono ary ny
fambolena. Anatin’izany hetsika izany koa no hankalazana ny Andro maneran-tany
ho an’ny vehivavy tantsaha (15 oktobra 2021), ny!-->…