Ho mora kokoa ny faraha-maso ny fahasalaman’ny biby isam-paritra manomboka izao

Dokotera mpitsabo biby miisa 48 avy ao amin’ny faritra Vakinankaratra, Itasy, Menabe, Analamanga, Bongolava ary Melaky no nisitraka fampihofanana sy fampitaovana avy amin’ny MINAE tamin’ny alalan’ny DSV, momba ny fanaraha-maso ny fahasalaman’ny biby amin’ny fampiasana teknolojia moderina « tablette » izay nomen’ny tetikasa RINDRA, tetikasa eo ambany fiahian’ny MINAE ; atrikasa fampihofanana novatsian’ny Vondrona Eropeanina vola tamin’ny alalan’ny #FAO/ tetikasa STOSAR ary tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny Polikam-pamokarana isam-paritry (PAR ) ny SADC.

Tanjona (1) ny hahafahan’ireo veterinera isam-paritra manara-maso ny fahasalaman’ny biby sy mifehy ny mety fiparitahan’ny aretina, (2) ny mandefa ny tranga misy marina any amin’ny birao foibe, ara-potoana, hahafahana mandray andraikitra ary indrindra (3) ny hitandrovana ny fahasalaman’ny olombelona amin’ny fifindran’ny aretin’ny biby. Efa misy application « ODK Collect et VOOZANO » ny « tablette » tsirairay izay entin’ireo veterinera miasa any amin’ny faritra misy azy avy mba hanamora ny fanangonana tahirin-kevitra sy ny fangalàna sary eny an-tsehatra.

Ny 27 septambra hatramin’ny 02 oktobra 2021 no nanatanterahana ny fampihofanana tao Antsirabe faritra Vakinankaratra. Fisantarana ny fampivondronana ireo veterinera avy amin’ireo faritra ireo ny teto Antsirabe fa mbola hitohy any amin’ny faritra hafa ny fampihofanana. ————————————————

FACILITER LA SURVEILLANCE DES MALADIES ANIMALES AU NIVEAU REGIONAL

48 vétérinaires issus des régions Vakinankaratra, Itasy, Menabe, Analamanga, Bongolava et Melaky ont reçu une formation sur « la surveillance des maladies animales via l’utilisation des outils pratiques « ODK Collect et Voozano » et l’inspection des viandes » par tablette fourni par le projet RINDRA sous tutelle du MINAE.

Cette formation organisée par le MINAE à travers la DSV, financé par l’Union Européenne à travers la FAO/ projet STOSAR, a pour objectif de permettre aux vétérinaires dans chaque région de surveiller la santé animale, de maitriser la propagation des maladies et de préserver la santé humaine contre la transmission des maladies animales.

Chaque tablette contient déjà d’une application numérique « ODK Collect et VOOZANO » pour faciliter les activités de cartographie, la collecte de données sur terrain et des informations de localisation et aussi la prise des photos des vétérinaires au niveau régional.

A l’issu de la formation, les vétérinaires sanitaires seront capables de lancer des alertes et de réaliser des investigations épidémiologiques tout en remontant des données sanitaires nationales de qualité à temps.Cette formation s’est déroulée du 27 septembre au 2 octobre 2021 à Antsirabe, région Vakinankaratra, et se poursuivra dans les autres régions de Madagascar.

Retour

Comments are closed.