MAEP/CASEF : nametraka « Laboratoire de micropolluants » voaloany eto Madagasikara ao amin’ ny LHAE IPM.

Efa azo tanterahina eto an-toerana manomboka izao ireo fitsirihina ny tahan’ ny fanafody simika fampiasa amin’ny voly na « contaminants alimentaires »hoan’ ireo vokatrin’ ny fambolena izay ahondrana any ivelany. Napetrakin’ny MAEP tamin’ny alalan’ny tetikasa CASEF izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena vola sy ny Vondrona Eoropeanina amin’ny alalan’ny PROCOM ato amin’ny Institut Pasteur ny laboaratoara des « micropolluants » voalohany eto Madagasikara. Tanjona ny hanampiana ireo mpandraharaha amin’ny fisorohana ny fiverenan’ireovokatra ara-pambolena sy ara-tsakafo izay ahondrana sy ny tsy hanaovan’izy ireo fitiliana mialoha any ivelany ny vokatra ary indrindra ny tsy hisian’ny fatintoka  ara-bola mahazo azy ireo. Mitetina 1 200 000 Dolara ny tetibidin’ireo fitaovana ireo.

Tanjon’ ny MAEP amin’ ny fametrahana izao Laboratoara izao ihany koa ny hanafainganana ny fanondranana sy hifehezana ary hintohana ny kalitaon’ny vokatra Malagasy miditra amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Araka izany dia mifanaraka tsara amin’ny Politikan’ny fitondram-panjakana Malagasy izay mikendry ny fampiroboroboana ny fanondranana vokatra, ny fampandrosoana ny fambolena sy ny « agro business » ary ny fizakan-tena ara-tsakafo ny fisian’ity laboratoara ity.

Notokanan’ny Sekretera Jeneralin’ny MAEP, TILAHY Désiré,izay nisolo-tena ny Minisitra ny zoma faha-09 aprily 2021 ity laboratoara  ity.

Madagascar dispose d’un laboratoire des micropolluants.

L’analyse des contaminants alimentaires dans les produits agricoles et agroalimentaires à exporter peut désormais se faire sur le territoire national. En effet, le MAEP à travers le Projet CASEF financé par la Banque Mondiale et  l’Union Européenne à travers le programme PROCOM a mis à la disposition du Laboratoire d’ Hygiène des Aliments et de l’Environnements de l’Institut Pasteur de Madagascar  des équipements et matériels de points d’une valeur de 1 200 000 de dollars pour la détection et le dosage de résidus phytosanitaires des produits agricoles et agroalimentaires à exporter.

La mis en place de ce laboratoire permet de réduire les délais d’attente et le coût des prestations pour les opérateurs car auparavant, les contrôles s’effectuaient dans les pays d’exportation.

Cette initiative cadre bien avec la Politique Générale de l’Etat qui vise la valorisation du potentiel agricole, l’exportation des produits à forte valeur ajouté  labélisés et transformés, le développement de l’agrobusiness et l’agro-industrie et l’autosuffisance alimentaire. Le laboratoire permettra aux autorités compétentes du MAEP de contrôler et de garantir la qualité sanitaire des produits alimentaires dont ceux pour les exportations avant expéditions. Il facilite l’accès aux marchés et à la sécurité du commerce internationale des denrées alimentaires Malagasy.

La cérémonie officielle d’inauguration du laboratoire s’est tenueen présence du secrétaire générale du MAEP, TILAHY Désiré,le 09/04/2021 dans l’enceinte de la LHAE à Avaradoha.

Retour

Comments are closed.