Yearly Archives

2021

Nisokatra ny taom-mpambolena-bary 2021-2022

Notanterahina ny 30 novambra 2021 tao amin’ny lemaka voatondraka Volodina, fokontany Antsahatanteraka, kaominina Ankadinondry Sakay, faritra Bongolava, ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolem-bary 2021-2022. Lanonana