Velom-panantenana ny mponina ao amin’ny lemak’Iazafo
Hiakatra ny voka-bary ao amin’ny lemak’Iazafo,
Distrikan’i Vavantenina, Faritra Analanjirofo amin’ity taom-pambolena 2020 ity
noho ireo tohana maro entin’ny fandaharanasa PADAP na Projet Agriculture
durable par une Approche Paysage, izay!-->…