Yearly Archives

2020

Lalàna mifehy ny vokatra biolojika

Nolanian’ireo solombavam-bahoaka ny talata 12 mai 2020 teny amin’ny CCI Ivato ny volavolan-dalàna laharana faha-010/2019 ny 28 novambra 2019 mifehy ny famokarana biolojika eto Madagasikara. Nambaran’ny Minisitry ny fambolena sy ny