Yearly Archives

2020

Tohana ho an’ireo mpanjono madinika

Ireo mpanjono madinika no tena tratra ny loza an-dranomasina araka ny tatitry ny fanadihadiana notanterahin’ny MAEP. Isorohana izany dia hizara kit fiarovana miisa 10000 izay ahitana salotraina sy kiririoka, ary lampe de poche avy amin’ny