“Tsenan’ ny Mpiompy” ho fanapariahana ny vokatrin’ny fiompiana

Nosokafana ny Tsenan’ny mpiompy ao amin’ny MPE Nanisana ny alakamisy 23 Aprily 2020. Hetsika nataon’ny MAEP sy ny MPE entina hanampiana ireo mpiompy madinika amin’ny alalan’ny famarotana ny vokatr’izy ireo amin’izao toe-draharaha lalovan’ny firenena izao.

Misedra olana tokoa mantsy ny mpiompy madinika amin’ny fandaniana ny vokatra izay amidin’izy ireo nandritry ny fahamehana ara-pahasalamana. Ny atody sy “saosisy vita amin’ ny henanakoho sy trondro aloha no azo jifaina eny an-toerana amin’ ny vidiny mirary, amin’ izao fanomboana’ny hetsika izao.

Nambaran’ ny tompon’andraikitra tamin’ izany fa santatra am-bavarano ihany izao hetsika izao satria mikasa ny hametraka toeram-pivarotam-bokatra lehibe ao Nanisanany MPE sy ny MAE Pka ho hita amin’ izany ireo vokatra azo avy amin’ ny fiompinahafa toy ny tantely, ny vokatrin’ ny jono , ny ronono ary koa ireo fitaovana ho entina mamokatra.

Tanjona lehibe amin’ izao fanapa-kevitra izao ny fanohanana n ympiompy Malagasy, ny fampiroboroboana ny vokatra Malagasy, ny hisian’ ny lalam-barotra mivantana tsy hidiran’ ny mpanelanelana ary ny fanolorana vokatra tsarakalitao hoan’ ny mpanjifa.

Le MAEP au chevet des petits éleveurs.

Le « Tsenan’ny mpiompy » a ouvert ses portes le 23 avril 2020 dans l’enceinte du Malagasy Professionnel de l’Elevage (MPE) à Nanisana. Le « Tsenan’nympiompy »est une initiative du Ministère de l’Agriculture de l’Elevage et de la Pêche (MAEP) et du MPE afin de venir en aide aux petits éleveurs /producteurs qui ont du mal à écouler leur produits en cette période d’urgence sanitaire.

Les petits éleveurs /producteurs sont actuellement victimes de surproduction et doivent écouler rapidement leurs produits.  Pour cette première les œufs et d’autres produits telles que les saucisses de poulets et de poisson sont disponibles à des prix nettement moins chers que sur les marchés.

Selon les responsables, cette initiative du MAEP et du MPE, vise à promouvoir les produits d’élevage issus des petits producteurs Malagasy en les mettant en relation direct avec les consommateurs sans intermédiaires et surtout de fournir aux consommateurs des produits de qualité. Le MAEP ainsi que le MPE prévoient de mettre en place à long terme un point de vente dans l’enceinte du MPE. A l’ avenir, d’autres produits devront y être commercialisés comme le miel, le lait, du poisson et éventuellement des équipements pour l’élevage.

Lien youtube : https://www.youtube.com/watch?v=HTD3hkHFj1w

Retour

Comments are closed.