Fanamorana ny fifanakalozana ara-barotra amin’ny vondrona COMESA.

Ny toe-karen’i Madagasikara dia mifandray indrindra amin’ny fandrosoan’ny fifanakalozana ara-barotra sy ny fanondranana vokatra. Manan-danja lehibe ny COMESA amin’ny maha tambazotra fifanakalozana ara-barotra lehibe indrindra eto Afrika atsinanana sy atsimo azy ary tsy very anjara amin’izany i Madagasikara. Mba hanamorana izany fifanakalozana ara-barotra izany dia nosoniavin’ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono Lucien RANARIVELO, sy ny solotenan’ny FAO eto Madagasikara Patrice TALLA TAKOUKAM ny fifanekena fiaraha-miasa vatsian’ny Vondrona Eropeana vola, notanterahina ny 17 Marsa 2020 teny Anosy.

Hanamorana ny fivezivezen’ny varotra dia manampy ny FAO amin’ny fanatsarana ny fifehezana ny fenitra sy fepetra arahana eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ny fanamafisana ny fahaiza-manao ao amin’ny fampiharana ny fomba fiatrehana ny loza ho an’ireo firenena mivondrona ao anatin’ny COMESA, ho amafisina arak’izany ihany koa ny fenitr’ireo laboratoara ara-tsakafo sy ny fampidirana ny vokatra ao amin’ny tambazotra.

Araka ny nambaran’ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono: “Ilaina ny fanaraha-maso ny fahaiza-manao ao amin’ny lafiny fiarovana sy ny fanamafisana ary ny fandrindrana isam-paritra ny fepetra amam-pitsipika ho an’ny vokatra voafantina sy manan-danja ara-barotra, ny fomba fandraisana ireo fomba amam-panao mety eo amin’ny fifehezana ny fanafarana sakafo sy ny fitsirihana ny kalitaon’ny vokatra eto an-toerana. »

Facilitation des échanges commerciaux avec les pays membres du COMESA.

L’amélioration de la situation économique de Madagascar est fortement liée au développement et au dynamisme de ses exportations. L’importance du COMESA, en tant que plus grande zone de libre-échange en Afrique est un réservoir d’opportunités commerciales pour Madagascar. Pour la simplification des échanges commerciaux, un accord de financement pour un projet d’appui a un programme de facilitation du commerce du COMESA a été signée le 17 Mars 2020 a Anosy entre le Ministre de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pèche, Lucien RANARIVELO et le Représentant de la FAO à Madagascar Patrice TALLA TAKOUKAM. Le projet est financé par l’Union Européenne.

En effet, la FAO facilitera le commerce grâce à une meilleure harmonisation des exigences et mesures sanitaire et Phytosanitaire (SPS), au renforcement des capacités de mise en œuvre des mesures de gestion des risques dans les pays membres du COMESA, y compris le renforcement des capacités des laboratoires alimentaires et la mise en réseau.

Selon le Ministre de l’AEP, Monsieur Lucien RANARIVELO : « Les capacités en matière de sécurité sanitaire des aliments et l’harmonisation régionale des mesures règlementaires pour des produits sélectionnes d’importance commerciale régionale doivent être renforcées, le processus d’adoption de bonne pratiques en matière de contrôle des importations alimentaires et d’inspection des installations alimentaires nationales doit être suivi. »

« La résolution des problèmes identifiés se traduira par une meilleure utilisation des opportunités commerciales inter-régionales, améliorant la compétitivité des pays dans un environnement commercial mondialisée et favorisant ainsi la croissance économique et l’amélioration du niveau de vie et contribuant à la réalisation de plusieurs ODD. » s’est exprimé Patrice TALLA TAKOUKAM, représentant de la FAO à Madagascar.

Retour

Comments are closed.