Yearly Archives

2019

Tagnamaro MAEP : famonjena ny lemak’ i Manatiloza

Teny amin’ ny kaomina Ambatolampy Tsimahafotsy no nanaovan’ ny fianakaviamben’ ny Ministeran’ ny Fambolena sy ny Fiompina ary ny Jono ny tagnamaro ny sabotsy faha 28 septembra 2019. Niarahana tamin’ ireo tantsaha mpamboly vary eo amin’ ny

Fanjakana misokatra ho an’ny olompirenena

Notanterahina nandritra ny telo andro 26, 27,28, septembra 2019 tao amin’ ny tokotany ben’ ny tranomboki-mpirenena eo Anosy ny Varavarana misokatra hoan’ ny olompirenena, Hetsika karakarain’ ny Ministeran’ ny Serasera sy ny