Yearly Archives

2019

Legioma nentim-paharazana: homena lanja

Manana karazana zava-maniry maro mampiavaka azy i Madagasikara ary isan’izany ireo legioma nentim-paharazana, na koa ireo zava-maniry « dia », toy ny angivy, anapatsa, anamamy dia, tsiasisa. Sakafo mahavelona sy