Yearly Archives

2019

Hitombo avo efatra heny ny lanjan’ny Tilapia!

Ho fanatsarana ny teknikan’ny fampitomboana ny fiompiana trondro tilapia anaty fefy mitsingevana, dia nisy ny atrikasa fifampizarana ny voka-pikarohana izay nokarakarain’ny Minisiteran’ ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono

fanokafana ny taom-pamokarana nationaly 2019-2020

Tonga nanotrona sy nanome voninahitra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pamokarana vary 2019-2020 sy ny fanomezana ny mari-pankasitrahana ho an’ireo mpamboly vary PAPRIZ sy ireo mpamokatra masomboly mendrika,Andriamatoa Andry