Yearly Archives

2019

Papriz III hanomboka tsy ho ela

Nosoniavina ny zoma 06 desambra 2019 tao Anosy ny vokatry ny fivoriana ho fanatanterahana ny tetikasa PARIZ3 (Projet d’Appui pour l’Amélioration de la Productivité et de l’Industrialisation du secteur Riz), tohin’ny PAPRIZ 2, izay

Fanandratana ny vokatra bio Malagasy

Tanterahina ao amin’ny Village Voara Andohatapenaka ny 28 ka hatramin’ny 30 Novambra 2019 ny “salon biolojika” andiany voalohany. Hetsika natao hanetsehana ny tsena biolojika eto Madagasikara amin'ny alàlan'ny fanomezana

Ronono : sakafo mahavelona ny rehetra

Toy ny sehapihariana rehetra dia tsy afa-bela amin’ny fiovaovan’ny toetrandro ny lalam-pihariana ronono eto Madagasikara ary misy fiantraikany amin’ny kalitao sy ny fatran’ny vokatra izany hany ka mananosarotra ny