Yearly Archives

2019

Black eyes: tombony ho an’ny faritra Boeny

Manodidina ny 20 tapitrisa ariary ny tamberim-bidy azon’ny kaominin’ny Manerinerina, distrikan’ Ambato-Boeny, Faritra Boeny amin’ny famoahana ny vokatra avy ao an-toerana toy ny black eyes, makany ivelany .Nosokafana tamin’ny fomba

Tagnamaro Fahatelo

Nanatanteraka ny hetsika Tagnamaro fahatelo ny mpiasa eo anivon’ny birao foiben’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, sy ny avy eo amin’ny sampan-draharaha rejionaly Analamanga ny Sabotsy 15 Jona 2019. Tao amin’ny