Yearly Archives

2019

Fiaraha-miasa eo amin’ ny MAEP sy IPM

Vokatry ny fiaraha-miasan’ ny Ministeran’ ny Fambolena, sy ny Fiompiana ary ny Jono (MAEP) amin’ ny alalan’ ny tetikasa CASEF “Croissance Agricole et Sécurisation Foncière” sy ny “Institut Pasteur de Madagascar” (IPM) dia ho vita eto

Haromotana: fantaro, sorohy, fongory

Mahatratra 90000 fatra ny tsindrona hatao maimaim-poana ho an’ny alika sy ny saka amin’ity taona 2019 ity. Aretiman-doza mahafaty olona, azo avy amin’ny biby ny haromotana. Eto Madagasikara dia fantatra fa ny 99% trangan’ny haromotana dia