90 tapitrisa dolara tohana hoentin’ny Etazonia ho an’ny fanjarian-tsakafo eto Madagasikara

Mandray anjara lehibe amin’ny fanatanterahana ny velirano napetraky ny Filoha Andry RAJOELINA amin’ny fanjariana ara-tsakafo, ny Firenana Amerikanina.

Tetikasa vaovao mitentina 90 tapitrisa dolara izay hiatomboka amin’ity taona ity no hoentin’ny firenena Amerikanina hanohanana ny firenena malagasy amin’ny fanjarin-tsakafo. Nambara izany tamin’ny fitsidihina ara-panajana voalohany tamin’Atoa Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, RANARIVELO Lucien, ny Ambasadaorin’ny Etazonia, S.E Mr Michael Palletier, ny 19 Aogositra 2019, tao Ampandrianomby

————————————

90 millions de dollars alloué par Etats-Unis pour la sécurité alimentaire

Les Etats-Unis jouent un rôle majeur dans la réalisation du velirano du Président de la République, Andry RAJOELINA, sur la sécurité alimentaire à Madagascar. Dans cette optique, ils apportent un nouveau projet de 90 millions de dollars, qui débutera cette année. Tel était l’objet de discussion lors de la visite de courtoisie de l’ambassadeur des États-Unis, S. E. M. Michael Palletier à Monsieur le Ministre de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche Lucien RANARIVELO à Ampandrianomby, le 19 août 2019.

Date: 19/ 08/ 2019

Source: Communication MAEP

Retour

Comments are closed.