Tagnamaro sy ny hetsika fanadiovana ny lakandrano mpanondraka lemaka

Ny foibe-paritry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono eto amin’ny faritra Atsimo Andrefana miaraka amin’ny sehatra tsy miankina, ny federasion’ny mpitantana ny rano izay ivondronana fikambanana 16, ny mpianatry ny EFTA ary ny mpiasan’ny fonja dia nanomboka ny hetsika roa volan’ny fanadiovana ireo lakandrano mpanondraka lemaka tao amin’ny Kaominin’I Bezaha ka ny lakandranon’I Taheza no nodiovina tamin’ny Tagnamaro ny 27 jolay 2019. Marihina fa ny lakandrano dia mirefy 32km ary manondraka velaran-tany 3200ha.

Tagnamaro et l’entretien du réseau hydroagricole du périmètre de Taheza

La Direction Régionale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche de la Région d’Atsimo  Andrefana accompagnée de la Fédération des Usagers de l’Eau regroupant  16 associations et du secteur privé ainsi que des étudiants de l’EFTA et des agents pénitenciers a commencé  les 2 mois d’entretien des réseaux hydroagricoles  par l’entretien du canal d’irrigation du périmètre de Taheza  dans la Commune Rurale de Bezaha lors du Tagnamaro du 27 juillet 2019 . Le canal d’irrigation mesure 32 km et irrigue une superficie de 3.200ha.

Comments are closed.