Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny FAO

Nandray anjara tamin’ny loa-bary an-dasy ny FAO andiany faha 41 izay nanomboka ny 22 jona 2019 tany amin’ny foibe toerana any Roma i Madagasikara. Nanatrika io fivoriana lehibe io Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, RANARIVELO Lucien niaraka tamin’ny mpiandraiki-draharaha, mpisolotena mahitra lefitra eo anivon’ny FAO, PAM sy FIDA, Andriamatoa RATOHIARIJAONA Suzelin.

Voarakitra tamin’ny fandaharam-potoana nandritra ity fivoriana ity ny olana fototra sy ny politika ankapobeny, ny fandaharanasa sy ny teti-bola, ary ny fifidianana ny tale jeneraly. Nifanindra an-dalana tamin’izany, dia nandray anjara tamin’ny fihaonam-be faha telo ny Minisitra izay niarahana tamin’ny vondrona Afrikanina sy ny Vondrona Eropeanina. Tanjona ny hanamafy hatrany ny fiaraha-miasa ao amin’ny sehatry ny fambolena maharitra. Nisy ny fifanaovan-tsonia ny drafitr’asa momba ny fifanarahana natao tamin’io fotoana io.

Madagascar à la 41eme session de la Conférence de la FAO

Madagascar participe à la 41eme session de la Conférence de la FAO qui a débuté le 22 juin 2019 au siège de l’Organisation à Rome. Son Excellence Monsieur RANARIVELO Lucien, Ministre de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche est accompagné par RATOHIARIJAONA Suzelin, Chargé d’Affaires, Représentant Permanent Adjoint auprès de la FAO, PAM et FIDA, à cet important événement.

Les questions de fond et de politique générale, de Programme et de budget, ainsi que l’élection du Directeur Général figurent à l’ordre du jour de cette session. En marge de cette réunion, le Ministre a participé à la Troisième Conférence Ministérielle co-organisée par l’Union Africaine et l’Union Européenne. L’objectif étant de renforcer le partenariat dans le

domaine de l’Agriculture durable. Une Déclaration conjointe a été signée à cette occasion assortie d’un Plan d’action.

Comments are closed.