Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Atrikasa fanaovana tombana sy famaranana ny fandaharanasa FORMAPROD, FARITRA MELAKY
Teny filamatry ny fanadaharanasa FORMAPROD ny hoe: «
ho fianatra hatrany », amin’izao famaranana izao. 9 taona niasana tao amin’ny
Distrika dimy dia i Besalampy, Maintirano, Ambatomainty, Morafenobe, Antsalova,
ny fandaharanasa FORMAPROD,!-->…
MINAE/ CASEF: Misokatra ny Ivon-toerana hahafahana manao ny fampanarahana enti-tanana sy ny…
Antoky
ny fiveloman’ny tantsaha mpiompy any amin’ny faritra Atsimo ny fiompiana omby.
Anisan’ny manana kalitao tsara ihany koa ny omby any amin’ny faritra Atsimo.
Tsapa sy hita fa mihena isa sy habe ny omby amin’izao fotoana, antony!-->!-->!-->…
FANAMBOARANA TOHADRANO AO AMIN’ NY CR AMPAHITROSY : ANONDRAKA LEMAKA 1200 HA
Notanterahina ny alakamisy 05 oktobra 2023 tao amin’ny
Fokontany Ambatomainty, kaominina ambanivohitra Ampahitrosy, distrikta
Antananarivo Atsimon-drano faritra Analamanga,ny fametrahana ny vato fototra ho
fanomboana ny asa!-->!-->!-->…
IVONTOERANA CAFPA ANKILY, FARITRA IHOROMBE: HANOFANA TANORA HO MATIANINA AMIN’NY FAMOKARANA
Natolotry ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ho an’ny Faritra Ihorombe ny foto-drafitrasa lehibe CAFPA na ny Ivontoerana Fanohanana sy Fanofanana ho matianina eo amin’ny sehatry ny!-->…
MISOKATRA NY BIRAO VAOVAON’NY ANTENIMIERAN’NY VAROTRA SY INDOSTRIA AO IHOSY, FARITRA IHOROMBE
Fanamby lehibe apetraky ny Fitondram-panjakana amin’ny
alalan’ny Minisiteran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ny fampiroboroboana ny
sehatry ny famokarana mitodika amin’ny tsena, amin’ny fanohanana ireo
fianakaviana tantsaha mpikambana ao!-->…
FARITRA MATSIATRA AMBONY: FANOLORANA HO AN’NY FIKAMBANANA MPAMPIASA RANO NY TAMBAZOTRA…
Lanonana roa sosona no notanterahina tao amin’ny fokontany Sakaviro, kaominina Iarintsena sy ny fokontany Firaisantsoa Vidia samy ao anatin’ny Distrikan’Ambalavao, Faritra Matsiatra Ambony ny 04 oktobra 2023.
Natolotry ny!-->!-->!-->!-->!-->…