Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
FIARAHA-MIASAN’I MADAGASIKARA SY NY FIDA : MANANA VELON-TENA IREO MPAHAZO TOMBON-TSOA AO AMIN’NY…
Visite de Madame SARA Mbago Bhuno
Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny MINAE sy ny PAM anamafisana ny fahafaha-miatrika ny…
Miara-miasa ny
Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ny Programme Alimentaire Mondial
(PAM) eto Madagasikara, anampiana ireo mponin’ny faritra Atsimo hiarina sy
hiatrika ny fiovaovàn’ny toetr’andro. Natao anio 10 martsa tao Anosy ny!-->…
FARITRA ANOSY : FAMETRAHANA NY VATO FEHIZORON’NY FANARENANA NY LALANA RIP 118a MAMPITOHY KAOMININA…
Ny 7 mars 2022 lasa teo no nanamarihin’ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Harifidy RAMILISON, ny fanaingana ny asa fanamboarana ny ampahany faha-2 amin’ny làlana 118a, izay miainga eo amin’ny kaominina Isaka Ivondro (PK 26+600)…
TOSIKA FANARENANA SY FIAROVANA NY FAMBOLEN’IREO TANTSAHA AO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY
TOSIKA FANARENANA SY FIAROVANA NY FAMBOLEN’IREO TANTSAHA AO AMIN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY
FIVORIANA FAMARANANA NY FANDAHARANASA FANOITRA
Fandaharanasa voalohany nipariaka sy niasa tamin’ny faritra maro eto Madagasikara ny FANOITRA na PROSPERER eo ambany fiahin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary vatsian’ny FIDA vola. Mifarana izy ankehitriny ary nanatanteraka!-->!-->!-->…
Zanak’akoho miisa 6000 ho an’ireo tantsaha ao amin’ny distrikan’i…
Zanaka
akoho lahy “coquelets” miisa 6000 no natolotry ny Fitondram-panjakana tamin'ny
alalan'ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana, ho an’ ireo tantsaha niharam-boina
ao amin’ ny Distrikan’i Vatomandry anio zoma 28 Febroary 2022 teny!-->…