Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
PROSPERER VATOVAVY SY FITOVINANY: MAHERIN’ NY 24000 NO NAHAZO TOMBONTSOA
Ny talata faha 22 martsa 2022 tao Manakara no notanterahina ny atrikasa fanakatonana tamin’ny fomba ofisialy ny fandaharanasa PROSPERER ho an’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany. Naseho nandritra ny fotoana, ireo zava-bita, ireo!-->!-->!-->…
HANAMPY ISA IREO TOERAM-PAMOKARANA ARA-BIOLOJIKA I BONGATSARA
Ezaka imasoan’ny Fitondram-panjakana ny
fampiroboroboana ny famokarana ara-biolojika lovainjafy. Hisehatra betsaka
amin’ny famokarana legioma sy voninkazo ary hazo fihinam-boa I Madagasikara.
Ary I Bongatsara dia toerana natao ho fitaratra!-->…
APPUI A L’INNOVATION ET A LA DIGITALISATION DES SYSTEMES AGROALIMENTAIRES A MADAGASCAR
22 mars 2022. L’Etat malagasy fait un saut qualitatif pour l’émergence d’un secteur agricole performant à Madagascar. Ce jour a été signé, entre le MINAE et la FAO, la convention de partenariat pour l’appui à l'innovation et à la!-->!-->!-->…
Atrikasa Fananatonana amin’ny fomba ofisialy ny fandaharanasa PROSPERER, Faritra Itasy sy Bongolava
Nofaranana
tamin’ ny fomba ofisialy ny alakamisy 17 martsa 2022 tao Ampefy, ny
fandaharanasa PROSPERER ho an’ny faritra Itasy sy ny Faritra Bongolava. Fanadaharansa
teo ambany fiahian’ny Ministeran’ny fambolena sy ny!-->…
PAPRIZ : FANOMEZAN-DANJA NY FEDERASIONINA SY NY KAOPERATIVA
Tanjon’ny
tetikasa PAPRIZ izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny fambolena sy ny
fiompiana hatrin’ny niatombohany dia ny fampitomboana ny voka-bary. Ka dingana
vaovao no hifantohan’ny tetikasa
ankehitriny dia ny fanamafisana ny!-->…
AZO RESENA TSARA NY KERE ANY AMIN’NY FARITRA ATSIMON’I MADAGASIKARA
ATSIMO, 12 sy 13 martsa 2022. Nitsidika nandritra ny roa andro ny faritra atsimon’i Madagasikara i Ramatoa Cindy McCain, Ambasadaoron’i Etazonia miasa ao amin’ny Sampandraharaha telo an’ny Firenena Mikambana ao Roma (FAO, PAM, FIDA),!-->…