Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
DEFIS-MINAE/FARITRA ATSIMO ATSINANANA : Fanolorana ny fotodrafitr’asa-Trano fanangonana sy…
Anisan'ny Paik'ady entin'ny fitondram-panjakana manatanteraka ny fanambin'ny fahavitan-tena ara-tsakafon'ny Malagasy ny fanorenana Fotodrafitrasa.Ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana tamin'ny alalan'ny Fandaharan'asa DÉFIS izay!-->!-->!-->…
Ivontoerana RRT (Rural Rapid Transformation), Ifotaka Amboasary Atsimo, faritra Anosy, efa mandeha…
06 Oktobra 2023. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny
Ivontoerana RRT na Rural Rapid Transformation, adika tsotra hoe Ivontoerana
fampandrosoana haingana ny tontolo ambanivohitra, ao Fenoaivo Ifotaka,
Amboasary. Fotoana!-->!-->!-->…
DEFIS-MINAE/FARITRA FITOVINAGNY : Trano fanangonana sy fanodinam-bokatra misokatra ao amin’ny…
Ny fitondram-panjakana tamin'ny alalan'ny Fandaharan'asa DEFIS izay vatsian'ny FIDA vola ary eo ambany fiahian'ny MINAE dia nanolotra tamin'ny fomba ofisialy ny fotodrafitr'asa goavana tao amin'ny Kaominina Andemaka, Distrika!-->!-->!-->…
DEFIS-MINAE-FARITRA FITOVINAGNY : PI BEVAVA/ FANITARANA NY VELARAN-TANY AZO VOLENA SY FITANTANANA…
Fotodrafitr'asa maharitra sy lovain-jafy no napetraky ny fitondram-panjakana ao amin'ny Kaominina Mitanty sy Ampasimanjeva, Distrika Manakara, Faritra Fitovinagny dia ny toha-drano BEVAVA.
Paikadin'ny MINAE ny fanorenana!-->!-->!-->!-->!-->…
Behara: Bankin-tsakafo miisa roa no natsangan’ny MINAE amin’ny alalan’ny fandaharanasa DEFIS ho…
Mifanindran-dalana amin’ny asa fanarenana ny lemaka lehibe
izay hoenti-manondraka hatrany amin’ny 1000ha, ka hampitombo ny vokatra sy ny taham-bokatra,
ny fananganana ny bankin-tsakafo ao Behara, Amboasary, faritra Anosy.
!-->!-->!-->!-->!-->…
PI Manambaro, Faritra Anosy: 95% n’ny asa fanamboarana ny tambazotra fitarian-drano no vita…
Ho fanitarana ny
velaran-tany azo volena sy fampitomboana ny vokatra dia tanterahin’ny MINAE
amin’ny alàlan’ny fandaharan’asa DEFIS, vatsian’ny FIDA vola, ny asa
fanamboarana ny tambazotra fitarihan-drano ao Manambaro, distrika!-->!-->!-->…