ATRIKASA FAMEHEZANA NY FANDAHARANASA PROSPERER

Nofaranana tamin’ ny fomba ofisialy ny talata 3 mey 2022 ny fandaharanasa Prosperer na Fanoitra, izay eo ambany fihian'ny MINAE , izay novatsian'ny International Fund for Agricultural Development (IFAD) vola, rehefa notanterahina

Mamokatra ny tany rehefa voakarakara

Paikady apetraky ny MINAE ho fahatratrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny fanitarana ny velaran-tany volena sy ny famporisihana ny mpandraharaha hisehatra amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana. Ny fanitarana ny velaran-tany