Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Methods to Stay Safe in Online Romantic relationships
Whether you are contemplating a new partner or just desire to find close friends, online romances can help you match someone. Place be great for making new close friends or finding a partner in a new metropolis, but they can also be…
ATRIKASA FAKAN-KEVITRA HO FANITSIANA NY PAIKADY NASIONALY HO FAMPIROBOROBOANA NY FAMOKARAM-BARY
Antananarivo, 12 May 2022. Notanterahina anio ny atrikasa fakan-kevitra itondrana fanitsiana sy fanatsarana ny Paikady Nasionaly ho fampiroboroboana ara-bary, izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, niaraka tamin’ireo!-->…
Averina ho sompitra ara-tsakafo I Madagasikara amin’ny alalan’ny fikarohana masomboly tsara kalitao…
Fanamby ifarimbonana ankehitriny ny
fahavitan-tena ara-tsakafo. Noho izany, zava-dehibe ny fametrahana
rafitra ara-tsakafo mateza sy maharitra. Anatin’izany ny fanamafisana ny
lafin’ny fikarohana sy ny famokarana.
Nisy araka!-->!-->!-->!-->!-->…
10 may 2022 Sahabe, Alaotra Mangoro. Fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny lamina fitarihan-drano…
Velaran-tanimbary manodidina
ny 10 000ha ao amin’ny lemak’i PC23, faritra Atsimo Andrefan’ny lac Alaotra
no ho voatondraka ara-dalana manomboka izao vokatry ny fahavitan’ny lamina fitarihan-drano lehibe ao
Sahabe.!-->!-->!-->…
Santa-bary sy fifampizarana ho fanapariahana ny vary safiotra eto Madagasikara
Anisan’ny paikady efa naroson’ny MINAE ho fanatrarana ny
velirano faha-9 ny Filoham-pirenena dia
ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny hambolena ny vary safiotra izay hoezahina haparitaka
eto Madagasikara. Niaka-bokatra ny vala-tahaka!-->!-->!-->…
Tetikasa FANDROSO : fanolorana fiara ho an’ny FDA
Nanomboka notanterahina ny taona 2020 ny tetikasa FANDROSO, tetikasa vatsian’ny Vondrona Eropeanina vola, ao anatin’ny singa faharoan’ny fandaharanasa RINDRA, izay haharitra 36 volana ary tanterahin’ny FDA.
Hatramin’ny!-->!-->!-->!-->!-->!-->!-->…