Sign in
Sign in
Recover your password.
A password will be e-mailed to you.
Premier projet de jumelage SPS à Madagascar et dans l’Océan Indien
Le
secteur Agricole est un secteur clé dans l’accélération de la croissance
économique du pays. Il génère des revenus importants à travers l’exportation de
produits agricoles et agroalimentaires dans la région de l’Océan Indien mais!-->!-->!-->…
« Festival des œufs » andiany voalohany : fanomezan-danja ny atody
Tontosaina ny 07, 08
ary 09 oktobra 2022 ao Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo ny
fetin’ny atody na ny « Festival des œufs », andiany voalohany eto
Madagasikara, hetsika izay karakarain’ny kominina Antanetibe!-->!-->!-->…
Gambling house BONUS 100 % free Linked Articles
The following is a waIkthrough to Mastermind Get away.
MINAE-PAM : Mifarimbona ho famongorana ny kere any Atsimo
Manoloana ny tsy
fanjarian-tsakafo mianjady amin’ny mponina any amin’ny faritra Atsimon’i
Madagasikara, dia efa maro ny fepetra laharam-pahamehana noraisin’ny
fitondram-panjakana malagasy, tamin’ny alalan’ny fanatanterahana ireo!-->!-->!-->…
Fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra lojy mainty maso ho an’ny tsena anatin’ny vondrona eropeanina.
Mamokatra lojy mainty maso i Madagasikara ary efa
manomboka misandrahaka eo anivon’ny tsena iraisam-pirenena izany vokatra izany.
45 000 T isan-taona eo ho eo ny
vokatra ary manodidina ny 27 000T no ahoandrana!-->…
Miroso amin’ny famolavolana ny PSSAR i Madagasikara
Manan-danja lehibe amin’ny
fandraisana fanapahan-kevitra ny fananana antontan’isa marina sy azo antoka eo
amin’ny sehatry ny famokarana. Mbola lesoka ho an’i Madagasikara hatreto ny tsy
fananana antontan’isa marina sy azo antoka amin’izany!-->…