Fiaraha-miasa eo amin’ ny MAEP sy IPM

Vokatry ny fiaraha-miasan’ ny Ministeran’ ny Fambolena, sy ny Fiompiana ary ny Jono (MAEP) amin’ ny alalan’ ny tetikasa CASEF “Croissance Agricole et Sécurisation Foncière” sy ny “Institut Pasteur de Madagascar” (IPM) dia ho vita eto Madagasikara avokoa ny fitialiana sy fitsirihina ny fatran’ ireo kasinga madinika mandoto ny voly sy ny singam-panafody famonoana biby mpanimba ny voly tavela ao amin’ ireo vokatra eo amin’ ny sehatrin’ ny fambolena , fiompina ary ny jono.

Rehefa hanondrana vokatra any ampita mantsy,dia tsy maintsy manao fitiliana any Europe na any Maurice ireo mpandrahaharaha Malagasy eo amin’ ny sehatrin’ ny fambolena, ny fiompina ary ny jono. Lafo dia lafo ny saran’izany ary maharitra amam-bolana ny faharetany.

Ny Ministeran’ ny Fambolena , ny Fiompiana ary ny Jono amin’ ny alalan’ ny tetikasa CASEF “Croissance Agricole et sécurisation foncière” dia nanolotra fitaovana entina hitiliana sy hitsirihana ny fatran’ ireo kasinga madinika mandoto ny voly sy ny singam-panafody famonoana biby mpanimba ny voly tavela ao amin’ ireo vokatra, hoan’ ny laboratoaran’ny Institut Pasteur de Madagascar. Ny fananana ireto fitaovana vaovao ireto dia hahafahan’ny IPM manao fitiliana izay manamora ny fidiran’ireo mpandraharaha eo amin’ny tsena, hanampy ihany koa ny fampiroboroboana ny lalam-pihariana ara-pamokarana amin’ny fananan’ny tombom-bidy ambony. Ka izay dia ao anatin’ny fanatsarana ny fidiram-bolan’ny mpamokatraka hanome vahana ny fampivelarana ny toe-karena ara-pamokarana eto Madagasikara Izao hetsika sy tosika ataon’ ny firenena Malagasy hoan’ ny mpandraharaha izao dia natao hanatrarana ny vina napetrakin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia ny fahavitantena ara-tsakafo ary Madagasikara sompitry ny ranomasimbe Indianina.

Le MAEP équipe le laboratoire de l’IPM.

Tous les opérateurs des filières agricoles et agroalimentaires à Madagascar  pourront bientôt réaliser des analyses permettant de détecter les résidus des pesticides  et de doser les micropolluants  et contaminants organiques dans les produits agricoles et agro alimentaire  auprès de l’Institut Pasteur de Madagascar.

En effet, Le Ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche à travers le Projet Croissance Agricole et Sécurisation Foncière (CASEF) a mis à la disposition de l’Institut Pasteur de Madagascar  IPM du matériel de laboratoire qui permet aux opérateurs d’effectuer un dosage des micropolluants organiques dans les produits agricoles et agro alimentaire.

Cette initiative du MAEP  s’inscrit dans le cadre de l’amélioration du secteur Agricole Malagasy afin d’améliorer la qualité des produits du secteur Agricole et  de les rendre plus compétitifs sur le marché international. En effet le respect des dosages contribue à la mise en conformité des produits agricoles aux normes de la Convention Internationale de la Protection des Végétaux  à laquelle Madagascar a adhéré.

Cet appui du MAEP est avantageux pour tous les opérateurs qui ne seront plus obligés de recourir aux services de laboratoires à l’ étranger (Europe ou Maurice) engendrant une perte financière et en temps et qui peuvent, à défaut de moyens pour les petits opérateurs, entrainer un refoulement des produits d’ exportations ou le retrait des produits sur le circuit de distribution. Les analyses qui seront effectuées auprès de l’IPM bénéficieront d’une accréditation internationales ce qui garantira la fiabilité des résultats et permettront l’accès des opérateurs aux marchés et de promouvoir les filières à haute valeur ajouté permettant ainsi d’atteindre l’objectif principal du MAEP qui est l’autosuffisance alimentaire.

Retour

Comments are closed.