Augmenter le nombre de techniciens en Agriculture de Conservation et Agro-écologie

La sortie officielle de la première promotion des Conseillers spécialisés en Agriculture de conservation et Agro-écologie au niveau de l’ EFTA Iboaka Fianarantsoa et d’ Analamalotra Toamasina s’ est tenue  le 19/04/2019 dans l’ enceinte de l’ EFTA Ambatobe (Antananarivo)

30 jeunes de 21 à 40 ans ont reçu leurs certificats de fin de formation. 15 jeunes sont issus de l’EFTA Iboaka Fianarantsoa et 15 d’Analamalotra Toamasina. La formation au métier de  Conseillers spécialisés en Agriculture de conservation et Agro-écologie a été appliquée  pour l’année scolaire 2017-2018 et pour la première fois dans les deux centres de formation. Elle s’est déroulée suivant l’approche par les compétences sur une année de formation incluant des stages en milieu professionnel et des voyages d’étude.

Cette formation initiée par le MAEP à travers la DFAPP et le GSDM,  dont le référentiel de certificat de spécialisation a été validé en 2016, a pour objectif  de produire et augmenter le nombre de techniciens agricoles capables d’accompagner les exploitants agricoles face au changement climatique, de promouvoir  une agriculture durable afin de contribuer à la sécurité alimentaire de Madagascar et  réduire d’avantage les contraintes de la diffusion de l’agriculture de conservation à Madagascar. 

A part l’EFTA Iboaka Fianarantsoa et d’ Analamalotra Toamasina, L’EFTA Ambatobe et l’EFTA Bezaha Toliara a intégré la formation pour cette année scolaire 2018-2019 et une EFTA 5 ème sera à définir pour l’année scolaire 2019-2020.

VM: Hampitomboina ny isan’ ny Mpanolo tsaina manokana amin’ ny Famokarana mikajy ny miharo ny tontolo iainana.

Notanterahina teny amin’ ny EFTA Ambatobe ny zoma faha 19 ny volana Aprily ny famohahana ireo Tanora niofana ho Mpanolo tsaina manokana amin’ ny Famokarana mikajy ny miharo ny tontolo iainana.

Mihisa 30 ireo tanora izay andiany voalohany  niatrika ny fiofanana nandritra ny taona iray , ka ny 15 amin’ ireo avy any amin’ ny EFTA Iboaka Fianarantsoa ary ny 15 ambony avy any amin’ ny EFTA Analamalotra /Toamasina .Marihina fa ireo tanora niatrika fiofanana dia tanora  manana ny mari pakasitrahana Teknisianina ny Fambolena (Diplôme de technicien agricole) na baccalaureat ary niatrika fifaninanana nasionaly.

Ny fiofanana ho Mpanolo tsaina manokana amin’ ny Famokarana mikajy sy miharo ny tontolo iainana dia nampiarina nanomboka ny tao mpianarana 2017-2018 teny amin’ ny EFTA Iboaka Fianarantsoa  sy ny EFTA Analamalotra /Toamasina. Izany fiofanana izany dia vokatrin’ ny fiarahamiasan’ ny MAEP amin’ ny alalan’ ny DFAPP sy ny GSDM. Ny tanjon’ ny MAEP sy ny GSDM dia ny famolavolana sy fampitomboana ny isan’ ny teknisianina afaka manoro hevitra sy mampianatra ireo tantsaha mpamboly amin’ ny  teknika mpambolena mikajy ny miharo ny tontolo iainana sy fambolena maharitra. Nandritra ity fiofana ny andian-tanora voalohany ity dia nanome fanapiana arabola sy ara pitaovana nys EFTA Iboaka Fianarantsoa sy ny EFTA Analamalotra /Toamasina ny GSDM sy ny Tetikasa PAPAM.

Ho fanampariahana ny teknika  Famokarana mikajy ny miharo ny tontolo iainana dia hampiarina eny amin’ ny EFTA 5 ny fampiofanana koa  amin’ ny ity tao mpianarana 2018-2019 ity dia ho atao enay amin’ ny EFTA Ambatobe sy EFTA Bezaha Toliara ny fiofanana.

Comments are closed.