Collaboration entre Madagascar et la Chine en bonne voie !

Renforcement de la collaboration entre Madagascar et la Chine, le Ministre du MAEP, Son Excellence, Monsieur RANARIVELO Lucien a reçu une délégation  chinoise menée par le Gouverneur Chinois, Son Excellence Monsieur LI DEJIN, le 09 avril 2019 à Anosy. Des échanges ont eu lieu entre les techniciens des deux parties.

Mihatsara tsara ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny Chine

Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madadagasikara sy Chine, nandray ireo delegasionina sinoa notarihin’ny Governiora, Andriamatoa LI DEJIN ny Minisitrin’ny fambolena, ny fiompiana ary ny jono, Andriamatoa RANARIVELO Lucien ny talata faha-09 aprily 2019 tetsy Anosy. Nisy ny fifanakalozan-kevitra teo amin’ny teknisianina avy amin’ny roa tonta.

Retour

Comments are closed.