Fitaovan-tserasera, fanomezana hoan’ny DCSI MAEP avy amin’ny CAPFIDA

Natao ny 05 april 2019 tao amin’ ny MAEP Anosy   ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy  ireo fitaovan-tserasera izay fanomezana  avy amin’ny  CAPFIDA ( Cellule d’Appui au Programme FIDA)   hoan’ny Foibem-pitondrana misahana ny  Serasera sy ny Lamina fampitam-baovao (DCSI) ao amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono.

Anisan’ny fitaovana azo tamin’izany ny solosaina sy fitaovana ho-entina maka sy mikirakira sary sy feo. Ny totalin’ny fampitaovana dia mitentina 99 000 000 ariary. Nomarihin’Atoa RAHAGA Ndriana Miharindimby, Mpandrindra ny CAPFIDA, fa tsy tokony hijanona no fitaovana fampitam-baovao fotsiny ihany ireo nomena ireo fa entina indrindra hanangonana sy izaràna ireo fahalalàna sy fahaiza-manao maro efa azo trandrahina ho fampivelarana ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny Jono eto Madagasikara, Nanambara kosa Ramatoa Miora RATSIMBASON, Talen’ny serasera sy ny lamina fampitam-baovao eto @MAEP, fa ny fahazoana ireo fitaovana ireo dia manafoana ireo sakana teknika rehetra amin’ny famoahana “Information” ara-potoana sy manaraka ny teknolojia moderina eto amin’ny Ministera.

De nouveaux matériels de communication pour la DCSI.

Une cérémonie de remise de matériels de la part de la cellule d’appui CAPFIDA au profit de la Direction de la Communication et du Système d’informations du MAEP, a eu lieu le vendredi 5 avril 2019 à la salle PPI MAEP Anosy, en présence des collaborateurs.

D’une valeur totale de 99 248 000 ariary, ces matériels performants se composent de :

Matériels informatiques dont: ordinateurs complets, onduleurs, imprimantes, un disque dur externe et un vidéo-projecteur ;

Matériels didactiques et de communication dont: appareils photo, zoom, flash, camescope, micro-cravate, un drone DRONE DJI PHANTOM 4 Pro, un kit d’éclairage et un micro sans fil pour caméra.

Notons qu’il s’agit d’une opération de mise à disposition faite par la cellule d’appui CAPFIDA. La dotation officielle étant programmée après achèvement du projet y afférent, au mois de juin.

Au-delà d’un simple appui à la diffusion d’informations, la cellule d’appui CAPFIDA vise à promouvoir, par cette dotation, la mise en œuvre d’initiatives visant à capitaliser et partager les connaissances (gestion et partage des savoirs) aux différents acteurs de développement, notamment ceux dans l’Agriculture, l’Elevage et la Pêche.

Retour

Comments are closed.