Visite du nouvel Ambassadeur de l’Etat d’Israël.

Le nouvel Ambassadeur de l’Etat d’Israël SEM Lior Keinan a rencontré le Ministre du MAEP le jeudi 07 mars 2019. Il s’agit d’une visite de courtoisie mais également l’occasion pour l’Etat d’Israël de manifester sa volonté de coopérer avec Madagascar dans le domaine de l’Agriculture. L’Ambassadeur a déclaré que l’Etat d’Israël est prêt à partager ses expériences dans le domaine de l’irrigation. A ce sujet des techniciens malagasy seront formés en Israël au mois de mai prochain.

VM :

Nihaona tamin’ny Ambasadaoron’ny Israelianina, Lior Keinan, ny Ministry ny Fambolena, Fiompiana ary ny Jono. Nambaran’ ny Ambasadaoro nandrintra ny fihaonana fa vonona hiara-hiasa amin’ny firenena Malagasy i Israely eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny Fiompina. Hizara ireo teknika  entina mamehy ny rano amin’ ireo teknisianina Malagasy izy ireo. Hiofana mahakasika izany any Israely ireo teknisianina Malagasy amin’ny volana may.

Date:07/03/2019

Retour

Comments are closed.