Une nouvelle collaboration entre la République de Corée et le MAEP

Le Ministre de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche, Lucien RANARIVELO a reçu en visite de courtoisie l’Ambassadeur de la République de Corée Lim Sang-Woo le 7 Mars 2019 à Anosy.

Cette rencontre a pour but de créer une coopération entre la Nation Malgache et la République de Corée dans le domaine de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche. L’intégration de Madagascar en tant que membre des pays d’Afrique est prévue pour renforcer cette collaboration et un projet sera mise en place à la fin de l’année 2019.  

VM :

Nitsidika an’ Andriamatoa Ministry ny fambolena,  Fiompiana ary ny Jono, RANARIVELO Lucien, ny Ambasadaorin’ny Repoblikan’ny Corée, ny 07 martsa 2019, tao amin’ny toeram-piasany tao Anosy.

Tanjon’ny fihaonana ny hampivelatra ny fiaraha-miasa eo amin’ny Madagasikara sy ny  Repoblikan’ny Corée eo amin’ny sehatry ny fambolena,fiompiana ary ny jono. Noresahina tao anatin’izany ihany koa ny hidiran’ny Madagasikara anatin’ny tambazotra an’ireo firenena Afrikana izay miara-miasa amin’ny Repoblikan’ny Corée mba hanamafy orina sy mametraka izany fiaraha-miasa izany. Hisy arak’izany ny tetik’asa amin’ny faran’ny taona 2019.

Date :07/03/2019

Retour

Comments are closed.