Fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra lojy mainty maso ho an’ny tsena anatin’ny vondrona eropeanina.

Mamokatra lojy mainty maso i Madagasikara ary efa manomboka misandrahaka eo anivon’ny tsena iraisam-pirenena izany vokatra izany.  45 000 T isan-taona eo ho eo ny vokatra ary manodidina  ny  27 000T no ahoandrana eo anivon’ny tsena ivelany ny  taona 2021.

Nahitàna olàna anefa ity seha-pihariana ity satria nisy  trangan’aretina izay tsy fantatra, nihena be ihany koa ny tahan’ny vokatra, ary nisy ireo vokatra niverina tsy neken’ny tsena teo anivon’ny vondrona eropenanina nohon’ny ny tahan’ny pesticide be loatra, izany hoe tsy fanarahana fepetra takin’ny tsena teo amin’ny kalitaon’ny vokatra.

Nandray fepetra araka izany ny ny MINAE niaraka tamin’ny COLEACP ( Comité de liaison Europe, Afrique, Caraïbe, Pacifique), izay vatsian’ny Vondrona Eropeanina vola, nanao tombana ny rafitra nasionaly momba ny système SPS (sanitaire et Phytosanitaire), indrindra ho an’ny seham-pihariana lojy mainty maso.

Nisy ny atrikasa nanehoana izany tombana izany tamin’ny fametrahana ny drafitra nationaly momban’ny  Lamina ara-pahasalama sy ny fahasalaman’ny voly na ny « Système sanitaire et phytosanitaire »  ho fampivoarana sy fanatsarana ny famokarana  ny  lalam-pihariana lojy mainty maso.  Mifotora amin’ ny fantsarana ny fitantanana ny rafitra SPS nasionaly, fanamafisana ny fomba fiasa, fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpisehatra, fanatsarana ny serasera sy ny fifandraisana eo amin’ny lalam-piariaa anatin’ny rafitra SPS nasionaly. Tanjona ny fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra amin’ny fandrindrana ny lalàna amin’ny  fampiasana ny fanafody, hampiharina ny fomba fambolena mahomby eny anivon’ny mpamokatra….  izany ihany koa dia ho fitandrovana ny fahasalaman’ny mpanjifa, ary indrindra ho fahafahana hatrany miditra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Ny  Ministra lefitry ny Fiompiana,  Dr Raymond no nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa, izay notronin’ny Talen’ny Fiarovana ny Voly ary  ireo mpiantsehatra ao anatin’ny lalam-pihariana lojy mainty maso, ny 30 septambra 2022 ato amin’ny le Pavé Antaninarenina.

Améliorer le système SPS de Madagascar pour favoriser l’accès au marché international

Le black Eyes fait partie des produits phares de Madagascar en terme d’exportation. Le pays produit près de 45 000T de Black Eyes par an .La majeure partie de cette production est destinée à l’ exportation ; 27000T en 2021(Ministère du Commerce) sur le marché de l’EU, Inde, et le marché Indo Pakistanais.

Cependant les produits destinés au marché de l’EU ont fait l’objet d’interception due à la présence de résidus de produits phytosanitaires non homologué et de substance active non autorisé et de dépassement de limite Maximale en Résidus de pesticide.

Afin d’améliorer la qualité des produits, de préserver la santé des consommateurs et favoriser l’accès au marché international notamment celui de de l’EU, une analyse du système SPS nationale s’avère cruciale.

Ainsi selon recommandation de l’EU le MINAE à travers la DPV a sollicité le COLEACP pour effectuer une évaluation rapide du système SPS de Madagascar avec l’outil R-SAT surtout pour la filière Black Eyes. Cette évaluation a permis d’identifier les besoins d’amélioration su système SPS et d’élaborer un plan d’action prioritaire pour la chaine de valeur Black Eyes.

Ledit plan d’action a été présenté aux représentants des différents acteurs de la filière le vendredi 30 septembre 2022à l’ hôtel le Pavé. Il repose sur quatre objectifs stratégiques dont l’ amélioration de la gouvernance du système Nationale, le renforcement des processus opérationnels du système nationale, le renforcement des aptitudes et compétence des différentes parties prenantes et l’ amélioration des dynamiques de communications et de relations entre les parties prenantes du système SPS National.

Retour

Comments are closed.