Santa-bary sy fifampizarana ho fanapariahana ny vary safiotra eto Madagasikara

Anisan’ny paikady efa naroson’ny MINAE ho fanatrarana ny velirano faha-9  ny Filoham-pirenena dia ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny hambolena ny vary safiotra izay hoezahina haparitaka eto Madagasikara. Niaka-bokatra ny vala-tahaka hanehoana ny voly vary safiotra izay anaovana fikarohana eny Andranovaky Mahitsy  ka  antony nanatanterahana ny lanonana Santa-bary 2022 vary safiotra ny Zoma 06 May 2022. Lanonana nokarakarain’ny ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana niarakaka tamin’ny Mpiara-miombon’antoka Orinasa Yuan’s.  Nandritra io fotoana io dia noezahina ny hanetsehana ireo mpamokatra amin’ny fampiasana ireo teknika sy fepetra anenana ny fahaverezam-bokatra manomboka eo amin’ny fijinjana ny vary ka hatrany am-bilia. Teo ihany koa ny fiarahana mitady vahaolana manodidina ireo sakana maro amin’ny fanapariahana ny vary safiotra eto Madagasikara.

Mahafa-ponytaham-bokatryny vary safiotra

Nisy fiantraika ny teo amin’ny voka-bary safiotra tamin’ity taona ity ny toetrandro ka nanodidina ny 9_10T/ha teo ny taham-bokatra azo raha nahatratra 11T/ha  izy tamin’ny taon-dasa. Na izany aza anefa dia tsara io taham-bokatra io raha oharina amin’ny vary hafa manaraka ireo fepetra teknika efa mahazatra 5_6T/ha. Ambony ny taham-bokatry ny vary Safiotra izay mahazaka ny teo-tany eto amintsika, indrindra fa ny any amorontsiraka,  ary mahatanty ihany koa ireo aretina sy bibikely mpanimba ny vary. Sakana amin’ny fanapariahana tanteraka azy io eto Madagasikara anefa ny lafiny ara-bola sy ara-teknika tsy voafehy, ny masomboly sy ny halafosan’ny hanam-pamokarana toy ny zezika …. Izay mety ho sakana ho an’ny famokarana amin’ny velaran-tany goavana.

Ny MINAE ankehitriny dia efa mametraka fitaovana fanamorana nyfisitrahan’ny tantsaha ny hanapamokarana rehetra, efa mametraka ihany koa ireo vala fakan-tahaka maro ary mamoy ny « agrégation agricole », hoy ny Sekretera Jeneralin’ny MINAE, Fanja RAHARINOMENA,

Fizaràna fahaiza-manao nataon’ny Africa Rice, ny orinasa YUANS ary ny STOI momba ny famokarana vary safiotra

Nizara ny traikefany teo amin’ity voly vary safiotra ity ny solontenan’ny Orinasa YUAN’S sy ny Africa Rice eto amintsika ary ny STOI nandritra ny fifanakalozana izay natao ka fantatra fa olana hoan’I Afrika ny fahalafosan’ny masomboly ,ny zezika izay tena ilaina betsaka ary ny fampiasana fitaovam-pamokarana. Vahaolana azo aroso anefa ny famokarana ny masomboly sy ny zezika eo an-toerana ho fampihenana ny sarany. Ny orinasa STOI ohatra dia mamokatra zezika TAROKA 2000T isam-bolana eto amintsika izay efa miara-miasa amin’ireo mpamokatra ka manome mialoha azy ireo izay ilaina amin’ny fambolena , ho takalon’izany dia ny STOI ihany no mividy ny vokatr’ireo mpamboly na vary na katsaka na tsaramaso fotsy .

« Santa-bary » et échanges sur les perspectives de diffusion du riz hybride à Madagascar

Le Ministère de l’Agriculture et de l’Elevage ne cesse d’apporter des techniques d’appui aux producteurs afin d’améliorer la production rizicole à Madagascar. La vulgarisation du riz hybride, en collaboration avec la Société YUANS, est une des stratégies adoptées par le Gouvernement pour la réalisation du Velirano n°9 du PRM qui est d’atteindre l’autosuffisance alimentaire avec comme premier grand défi, l’autosuffisance en riz à Madagascar.

Des rendements satisfaisants pour le riz hybride

Malgré le passage des cyclones et le changement climatique à Madagascar, le rendement  du riz hybride présente une petite baisse : 9 à 10 tonnes à l’hectare si cela atteignait 11t/ha l’année dernière. En comparaison avec le riz conventionnel qui est de 5 à 6 tonnes par hectare, ces résultats sont encore satisfaisants.

Le site modèle de démonstration du riz hybride d’Andranovaky Mahitsy procède  actuellement à la récolte rizicole, et c’est dans ce contexte qu’un Santa-bary et une séance sur les perspectives de diffusion du riz hybride à Madagascar a été organisée par le MINAE le 06 mai 2022.

Cette journée est une occasion pour le MINAE d’avancer dans la réalisation de ces objectifs à travers la mobilisation des producteurs autour des techniques de gestion des pertes post-récolte et de rechercher des solutions concertées aux problématiques de la diffusion à grande échelle du riz hybride à Madagascar.

Pourtant, certaines contraintes techniques et financières limitent le développement et les investissements dans la production à grande échelle du riz hybride à Madagascar. Il s’agit entre autres des contraintes en termes de maintien du taux de germination des semences importées, du coût et de disponibilité des intrants, aussi de suivi des itinéraires techniques.

Ainsi, le MINAE a déjà disposé, selon le Secrétaire Général de l’Agriculture et de l’Elevage, Fanja RAHARINOMENA, des outils de facilitation d’accès aux intrants agricoles pour les agriculteurs, la mise en place des différents sites modèle de démonstration ainsi que la promotion de l’agrégation agricole.

Partage d’expériences de la société YUANS, de la STOI et de l’AfricaRice sur la production du riz hybride

Cette journée de Santa-bary est une occasion pour les acteurs engagés,à savoir la société YUANS, le Représentant de l’AfricaRice et de la STOI de partager leurs expériences sur la culture et le développement du riz hybride à Madagascar. Trois points clés ont été soulevé lors de cet échange dont (1) le coût élevé et l’accès aux semences par les paysans, (2) le coût élevé et l’usage des fertilisants et (3) la capacité des agriculteurs à investir dans la mécanisation.

Des solutions possibles, cependant, consistent à produire des semences et des engrais localement pour réduire les coûts. A l’ exemple de la STOI qui produit 2000T d’engrais TAROKA par mois, et qui collabore avec les producteurs en leur fournissant à l’avance ce qui est nécessaire pour la production et en contre partie les produits sont vendus à la société STOI que ce soit du riz, du maïs ou des haricots blancs.

Retour

Comments are closed.